Tsy tafita intsony amin’ny “play off” ny Makis de Madagascar eo amin’ny fiadiana ny “Sevens challenger series”, taranja rugby ho an’olona 7. Indroa resy ry zalahy nandritra ny fifanintsanana tao amin’ny vondrona “B”. Fiadiana laharana sisa no andrandrain’izy ireo, anio. Tsy mbola afa-bela nanoloana an’i Canada sy i Portugal ny […]
Fanatajahantena
SOMBIM-BAOVAO
Araka ny fikarohana natao tao anaty tambajotran-tserasera, fantatra fa hotanterahina ny alahady ho avy izao ny fihodinana faharoan’ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, « Yas Coupe Madagascar ». Lalao toy ny famaranana kely amin’izany ny fifanandrinan’ny Toulon FA sy ny US Pro. Mampiofana sy manatanteraka ny asany eto Madagasikara amin’ny fampiofanana hahazoana ny […]
Jiujitsu Brezilianina: Hatao ny 27 avrily ny « Grappling Tournament »
Taorian’ny “Grand Open Mada”, nokarakarain’ny Club 101 Jiujitsu, ny herinandro lasa teo, ho avy indray ny fandaharam-potoana manaraka ho an’ny taranja JJB. Hatao ny alahady 27 avrily izao, eny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny “Grappling Tournament”, andiany faha-19. Ny klioban’ny JJB Attila no mikarakara izany izay efa anatin’ ny fanomanana […]
Kick-“Coupe de l’Océan Indien” : Hatao eto Madagasikara, ny 12 avrily
Fifaninanana iraisam-pirenena hotanterahina eny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny 12 avrily izao, ny fiadiana ny amboaran’ny ranomasimbe Indianina, na « Coupe de l’Océan Indien », taranja kick boxing. Firenena telo no handray anjara amin’izany, ahitana an’i Maorisy, La Réunion ary i Madagasikara mpampiantrano. Araka ny fandaharam-potoana, ady 12 (9 lehilahy, 3 vehivavy) […]
«Sevens Challenger 2025» : Hiatrika lalao telo ny Makis anio
Hifantoka any Pologne ny sain’ny mpitia lavalava, manomboka anio. Hiatrika ny dingana faharoa amin’ny fiadiana ny amboaran’ny “Sevens challenger 2025”, taranja rugby lalaovina olona fito, ny Makis, lehilahy. Vonona ry zalahy hiatrika izany. Hanombok amin’ity zoma ity ny andro voalohany amin’ny fiadiana ny ho tompondaka amin’ny “Sevens challenger 2025”, taranja […]