Tanterahina etsy amin’ny Kianja Barea, maharitra telo andro, ny fankalazana ny andiany fahefatra amin’ ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny fanatanjahantena sy ny « Salon national des sports ». Tonga nanokatra izany tamin’ny fomba ofisialy, omaly, ny mpanolotsaina avo, ny Jly Zafitasondry Ranoelson Marcellin. Nambarany tamin’ny lahateny fa manampy be dia be amin’ny […]
Fanatajahantena
SOMBIM-BAOVAO
Araka ny filankevitry ny minisitra, ny alakamisy lasa teo, teny amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha, nankatoavin’ny fitondrana ny saran’ny fampitana mivantana ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany, taranja baolina kitra «Mondial 2026». Fihaonana hatao any Canada sy Mexique ary Etazonia, ny 11 jona ka hatramin’ny 19 jolay ho avy izao. Nosokafana tamin’ny […]
Fifaninanana ao Allemagne: Nahatafiditra baolina ho azy i Bolo
Nisongadina ilay Malagasy mpilaravinahitra any Allemagne, i Kanto Fitiavana Voahariniaina na i Bolo, ny alarobia lasa teo, nandritra ny fihaonan’ny BFC Preussen, kliobany amin’izao fotoana sy ny Herthazehlendorf 03, ekipany teo aloha. Fifanandrinana tafiditra amin’ny andro faha-30, fifanintsanana Diviziona fahefatra any an-toerana. Nivoaka ho mpandresy tamin’ny isa 3 no ho […]
Tsipy kanetibe – Afrique Zone 4 : Ekipa roa hisolo tena an’i Madagasikara
Hiady ny tapakila ho an’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, faritra faha-4, taranja tsipy kanetibe, olon-telo miaraka, lehilahy, i Madagasikara. Hiatrika ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, ho an’ny faritra faha-4 amin’ny taranja tsipy kanetibe, olon-telo miaraka, lehilahy, i Madagasikara. Fifaninanana hotanterahina atsy Maurice, ny 27 avrily – alahady 3 […]
SOMBIM-BAOVAO
Nanatanteraka fivoriana mahakasika ny fandraisana ny « Can 2027 », atsy Kampala, ny 22 hatramin’ny 23 avrily teo, ny Caf sy ny filohan’ireo firenena telo mampiantrano izany, dia i Kenya, Tanzanie ary Ouganda. Raha tsy misy ny fiovana farany, hiakatra ho 28 ny isan’ireo firenena handray anjara amin’ity fiadiana ny amboaran’i Afrika […]




