Efa nigadona any Douala Cameroun, omaly, ny Malagasy mpilalao, sokajy zazalahy, i Hanaffy Ivan Abdoul sy Rakotozafy Tsiory Ulrick. Izy roa lahy ireo no hisolo tena an’i Madagasikara mandritra ny “Fiba Africa Regional Youth Camp 2024”. Fiofanana basikety ho an’ny mpilalao sangany aty Afrika latsaky ny 18 taona, hatao ny […]
Fanatajahantena
« Can 2025 »: Vonona handresy an’i Gambie ny Barea
Hiverina hiakatra an-tsehatra, anio, any Maroc, indray ny ekipam-pirenena Barea de Madagascar sy ny Scorpions Gambie. Hiankina amin’io lalao io ny hoavin’ny Barea amin’ny fandraisana anjara amin’ny “Can 2025”. Mitana ny laharana farany izy ireo hatreto. Hotanterahina, anio, ao amin’ny Kianja El Abdi Maroc, ny lalao miverina hifandonan’ny ekipam-pirenena malagasy, […]
SOMBIM-BAOVAO
Hotanterahina rahampitso alahady, etsy amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka, ny tohin’ny fifaninanana ho an’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, » « XXL Top 12 », Federaly I, taranja Rugby. Anisan’ireo fihaonana tena andrasan’ny maro ny fifanandrinan’ny 3FB sy ny Uscar. Hotontosaina ny alahady ho avy izao, etsy amin’ ny Kianja Malacam Antanimena, ny lalao […]
Rugby vehivavy – «Mondial D3» : tsy nahatohitra ny Samoa ny Makis Ladies
Faharesena telo tamin’ny lalao telo no vokatra azon’ny Makis Ladies nandritra ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany “Mondial”, taranja rugby lalaovina olona 15, sokajy vehivavy. Fihaonana notanterahina tany amin’ny kianja Dubai Stadium, omaly. Niondrika tamin’ny isa, 46 no ho 15 nanoloana an’i Samoa ny Malagasy. Na teo aza ny faharesena, […]
«Danse sportive »; hatao any Toamasina ny Mada 2024
Hotontosaina ny 31 oktobra hatramin’ny 2 novambra izao, any Toamasina, ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, taranja dihy ara-panatanjahantena “Latine” sy SBK (Salsa, Bachata, Kizomba). Efa nisy ny fidinana ifotony tany an-toerana notarihin’ny filohan’ny federasiona, Randrianarisoa Rijamanitra, ny herinandro lasa teo, nijerena izay fomba hanatanterahana araka ny tokony ho izy ity […]




