Fanatajahantena

Rotax 125 cc : hatao ny alahady izao ny fifaninanana

Hotanterahina ny alahady 22 septambra ho avy izao, eny amin’ny Circuit international de karting Imerintsiatosika, ny fifaninanam-pirenena amin’ny hafainganam-pandeha “Rotax 125 cc”. Fihaonana karakarain’ny klioba Serana Racing Kart. Misokatra ho an’ireo mpanamory manana kara-pilalaovana ara-dalàna karting avy amin’ny federasiona sport-auto malagasy (FSAM). Hisy sokajy telo ny mpifaninana amin’ity dia ny […]

Rugby – « WXV III »: notoloran’ny vadin’ny filoha vatsin-dalana ny Makis Ladies

Nanainga tetsy Ivato, omaly, ho any Kenya sy Dubaï, ny delegasionin’ny Makis Ladies. Hiatrika lalao goavana any an-toerana izy ireo. Mialoha izany, noraisin’ny vadin’ny filoham-pirenena ry zareo, omaly, tetsy Ambohitsorohitra. Nanainga omaly, ho any Kenya sy Dubaï, ny Makis Ladies, mpilalao ny taranja rugby, vehivavy. Mialoha ny nandehanany, noraisin’i Mialy […]

SOMBIM-BAOVAO

Notanterahina tany Côte d’Ivoire, ny 12-13 septambra lasa teo, ny fivorian’ny mpanazatran’ny ekipa nasionaly avy amin’ny federasiona 42 mandrafitra ny Kaonfederasiona afrikanina, Caf. Nanatrika izany, tany an-toerana, Rakotondrabe Romuald Felix na ny Coach Rôrô, mpanazatra ny Barea de Madagascar. Hotontosaina manomboka ny 26 oktobra ho avy izao ny fiadiana ny […]

Tsipy kanetibe – «National de Chalon 2024» : resy teo amin’ny famaranana ny ekipa malagasy

Tontosa ny 14 sy 15 septambra lasa teo, tao amin’ny Stade Leo-Lagrange, ny an­diany faha-45 amin’ny “Natio­nal de Chalon”, taranja tsipy kanetibe. Resy teo amin’ny famaranana ny ekipa malagasy, nahitana an’i Jean Bruno Andry sy Andrianjaka Jean-Michel (Tsetse) ary Rakoto­niai­na Faratiana (Tiana Kely). Lavon’ny ekipa nisy an-dry Paul Martin sy […]

Basikety-N1A : Ekipa 16 hifaninana

Hotontosaina ny 26 septambra hatramin’ny 6 oktobra ho avy izao, eny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny dingana farany fiadiana ny tompondaka nasionaly N1A lahy sy vavy, taranja basikety. Ekipa lahy 8 sy vavy 8 tafiditra ao anatin’ny Elites 8 no hiady ny anaram-boninahitra amin’ity fifaninanana ity. Ho an’ny sokajy N1A […]