Fanatajahantena

Ramaroson Jean Michel : « Taonan’ny basikety ny 2023»

Miandry ny taranja basikety amin’ity taona 2023 ity ny fifaninanana iraisam-pirenena miisa 5 be izao. Nitondra fanazavana mahakasika ny fanomanana izany, ny filohan’ny federasiona, Ramaroson Jean Michel. -Gazety Taratra: Mave­satra ho an’ny federasiona malagasy ny basikety ity taona 2023 ity, eo amin’ny lafiny fifaninanana iraisam-pirenena, ahoana ny fiatrehana izany? *Ramaroson […]

Basikety – Lalaon’ny Nosy 2023: hitazona ny anaram-boninahitra azo tamin’ny 2019

Anisan’ny nodinihana nandritra ny fivoriamben’ny federasiona malagasy ny basikety, ny Asabotsy teo, ny mahakasika ny lalaon’ny Nosy hatao eto Madagasikara. Tanjona ny hitazona ny anaram-boninahitra azo tamin’ny 2019. Fandaharam-potoana iraisan’ny fanatanjahantena rehetra amin’ity taona 2023 ity ny lalaon’ny nosy, hatao ny 23 aogositra hatramin’ny 5 septambra izao. Laharam-pahamehana ho an’ny […]

Lalao manasa-dalana: nihazo an’Alger ny Barea

Niala tao Constantine ny Barea de Madagascar, omaly. Namonjy an’i Alger, renivohitr’i Algerie, hanatontosana ny lalao manasa-dalana rahampitso. Nitondra ny delegasiona malagasy, ny fiaramanidin’ny kaompaniam-pitaterana Air Algerie. Tsiahivina fa ao amin’ny kianja Nelson Mandela, kaominina Baraki, ny kianja hanaovana ny lalao. Hi­fanandrina ny Barea de Madagascar sy ny Lions de […]

Vola valin-kasasarana avy amin’ny CAF: tsy mbola naharay ny tarehim-bola marina ny FMF

Nitondra fanazavana mikasika ny vola valin-kasasarana “primes” omen’ny kaonfederasiona afrikanin’ny baolina kitra (CAF), ny Barea de Ma­dagascar, omaly, tetsy Iso­raka, ny filohan’ny federasiona, Andrianony Victo­rien sy ireo mpiara-miasa aminy. Nambarany fa tsy mbola naharay taratasy avy amin’ny CAF milaza ny tarehim-bola marina, izy ireo. Na izany aza, notsindriany mazava tsara […]

CHAN 2022: hilalao ny manasa-dalana ny Barea

Nanakoako naneran-tany indray i Madagasikara, tamin’ny alalan’ny Barea. Tafita hiatrika ny manasa-dalana, hiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja baolina kitra ho an’ireo mpilalao tsy matihanina “Chan 2022”. Voalohany eo amin’ny tantarany izany. Dingana goavana, vokatra nisongadina ary tantara vaovao ny zava-bitan’ny Barea de Madagascar, teo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i […]