Hotanterahina anio, ao amin’ny Kianja Parc de Princes France, ny fifanandrinan’ny Paris Saint Germain, ekipa mpampiantrano sy ny Liverpool FC, anglisy. Fihaonana izay tafiditra amin’ny lalao ampahavalon-dalana mandroson’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa, taranja baolina kitra, « Ligue des Champions 2025 ». Raha ny valin’ny fikarohana natao, mbola manala vela amin’ity ekipa […]
Fanatajahantena
Bisikileta – Maneran-tany: Laharana fahatelo alohan’ ny farany i Madagasikara
Ratsy ny toerana misy an’i Madagasikara amin’ny filaharana maneran-tany izay navoakan’ireo federasiona iraisam-pirenena UCI. Maro ny olana sedrain’ny mpikatroka ity taranja ity. Araka ny fikarohana natao omaly, tao anaty tambajotran-tserasera, efa nivoaka ny filaharan’ireo firenena mifaninana amin’ny hazakazaka bisikileta. Raha ny tazana tao amin’ilay rohy “Procyclingstats UCI Ranking”, fantatra fa […]
Baolina kitra SOKAJY vehivavy : Tafita amin’ny dingana famaranana ny Askam Afa
Nifarana ny 1 marsa lasa teo, tany amin’ireo faritra telo: Ihosy sy Antsirabe ary Mahajanga, ny dingana faharoan’ny fifaninanam-pirenena, sokajy vehivavy, taranja baolina kitra. Anisan’ireo klioba sambany nandray anjara, nefa tafita amin’ny dingana farany, ny Askam Afa Itasy, izay nifaninana tao Antsirabe. Nilaza ny mpanazatra azy ireo, i Manitriniaina Steve […]
SOMBIM-BAOVAO
Hitsara ny lalao hihaonan’i Guinée sy i Somalia, ilay Malagasy mpitsara, Rakotojaona Andofetra Avombitana, raha ny vaovao azo omaly. Tsy lalao ara-pirahalahiana akory ity tsarain’ ity Malagasy mpitsara iraisam-pirenena ity, fa fihaonana izay hiadiana ny tapakilan’ny Mondial 2026, izay hatao any Meksika. Vokatra tsara hatreto no azon’ny ekipan’ny GNVB, miatrika […]
filoha vaovao : Ho fantatra ny volana avrily ny FMTKD
Araka ny fanadihadiana natao omaly, hotontosaina ny 12 avrily ho avy izao, ny fifidianana izay ho filohan’ny Federasiona malagasin’ny taekwondo WT (FMTKD) vaovao. Fantatra amin’io fotoana io izany ny anaran’ny olona hitantana indray ny FMTKD. Tsara ny mampahafantatra fa efa nijoro nanomboka ny volana febroary teo, ny Comité Ad’Hoc, izay […]