Fiaraha-monina

Fiovan’ny toetr’andro sy ny loto:129 ny valanaretina niseho tamin’ity taona ity

Mirongatra ny valanaretina samihafa manerana izao tontolo izao tao anatin’ny dimy taona farany. Mila manana paikady hiatrehana izany ny firenena tsirairay. 129 ny valanaretina niseho manerana izao tontolo izao, tamin’ity taona ity, raha 106 izany tamin’ny taon-dasa, araka ny fanazavan’ny filoha lefitry ny Société infectieuse de Madagascar (Spim), profesora Randrianasolo […]

Noely 2022 : manomboka ny fankalazana any am-piangonana

Nanakoako tany am-piangonana, nanomboka omaly, ny hira Krismasy ho fanomanana ny fo amam-panahy hiatrika ny fanamarihana ny fiavian’ilay Mpamonjy. Nanom­boka omaly, araka izany, ny Advento na Fiaviana ho an’ny tetiandro litorjika. Efatra herinandro mialoha ny fetin’ny Noely ny Advento, manomboka amin’ny andro alahady. Omaly alahady 27 novambra 2022 hatramin’ ny […]

CUA- First Immo- Fondation Axian: EPP dimy misitraka ny tetikasa “Zaridaina an-tsekoly”

Misy ny sehatra ampiroboroboana ny sekoly manana tokotany sy zaridaina eto an-dRenivohitra. Ampiharina amina EPP maromaro, araka izany, ny tetikasa “Voly First Immo” hahazoana izany vokatra izany. Notokanana teny amin’ ny EPP Imamba, ny zo­ma teo, ny tetikasa “Voly First Immo”, izay iarahana amin’ny Fondation Axi­an sy ny orinasa First […]

Aretina mamany lava: fandidiana ihany no vahaolana

Hatramin’ny 15 oktobra teo, mitohy hatrany ny fandidiana atao amin’ireo vehivavy tratran’ny aretina mamany lava. Iarahana amin’ny minisiteran’ny Fahasalamam-ba­ho­aka sy ny Fnuap ny fanentanana amin’ny ady amin’io aretina io. Tao anatin’izay roa volana latsaka izay, 28 ireo ve­hivavy eto Antananarivo vo­­an’io aretina io nodidiana sy noraisina an-tanana. 26 ko­sa tany […]