Paikady iray hisorohana ny aretina tazo ny fampiasana lay misy fanafody. Vokatry ny ezaka natao, nihena ny tahan’ny zaza latsaky ny 14 taona voan’ny aretina tazo. Nidina koa ny isan’ny olona matin’ny aretina. Mbola mamely ny aretina tazo eto Madagasikara, amin’izao fotoana. Satria, io no antony faharoa hanatonan’ny olona ny […]
Fiaraha-monina
INDRAY MIJERY
Mpilatsaka an-tsitrapo vaovao roa an’ny Jica no naterina tany amin’ny toerana hamitany iraka, any amin’ny sampandraharaham-paritry ny minisiteran’ny Tanora sy ny fanatanjahantena Itasy, sy ny minisiteran’ ny Fambolena sy ny fiompiana eto Analamanga, taorian’ ny fianarana teny malagasy nandritra ny iray volana. Efa nanao fitsidihana ara-pomba fanajana teny anivon’ny minisiteran’ny […]
Fikambanana Vendée Akamasoa : nahazo toeram-pitsaboana Antolojanahary
Vita ny toeram-pitsaboana eny Antolojanahary, an’ny fikambanana Akamasoa tantanin’i mompera Pedro. Nanohana ny fananganana ny ftodrafitrasa ny département de la Vendée (Frantsa) rehefa nahita ny ezaka nataon’i Mompera sy ny mpiara-miasa aminy. Nanomboka ny taona 2010 no nijoro ny fikambanana Vendée Akamasoa hanao tantsoroka ny asa samihafa entina hanatsarana ny […]
KItrotro sy lefakozatra: hisy ny fanaovam-baksiny faobe fiarovana
Nanomboka ny fiandohan’ny taona ka hatramin’izao, 54 ny isan’ny trangan’aretina kitrotro niseho teto Madagasikara. Ambositra sy Ikongo ny tranga farany voamarina. Ilaina ny fanaovam-baksiny isorohana ny fiparitahan’ny valanaretina. Hisy hetsika fanaovam-baksiny faobe isorohana ny aretina lefakozatra sy kitrotro ampiarahana amin’ny fanatrarana ireo andiam-baksiny tsy mbola vita ho an’ny zaza vao […]
INDRAY MIJERY
Hisitraka fizarana rantsam-batana artifisialy (prothèse artificielle) ny olona marefo ara-pivelomana manana fahasembanana 500. Hetsika hatao mandritra ny 42 andro, iarahan’ny fitondram-panjakana malagasy sy ny governemanta Indiana izany, araka ny fampahafantarana nandritra ny filankevitry ny minisitra. Voalaza nandritra ny dinika momba ny famatsiam-bolan’ny fananahana ara-pahasalamana any New York fa anisan’ireo modely […]