Nodiovina avokoa ny faritry ny oniversiten’Antananarivo, omaly. Niara-niasa nanatanteraka izany ireo fikambanana Good Deeds Day Analamanga sy ny fikambanan’ny mpianatra teny an-toerana. Notoloran’ny fikambanana mpilatsaka an-tsitrapo fitaovana ihany koa ny oniversite nandritra izany, mba hanadiovana ny faritry ny anjerimanontolo. Tanjona ny hanatsarana sy hanajana ny fahadiovan’ny faritry ny sekoly. Afaka […]
Fiaraha-monina
Mesupres: nisongadina ny vokatra tao anatin’ny 100 andro
Nanao tatitry ny asa vita tao anatin’ny 100 ny minisiteran’ny Fampianarana ambony sy ny fikarohana siantifika, araka ny baiko nomen’ny Filoham-pirenena. Tanjona ny hametrahana fampianarana tsara kalitao. Natsangana ny oniversite manara-penitra manakaiky vahoaka sy azon’ny rehetra sitrahina. Hotokanana tsy ho ela ny oniversite any amin’ny faritra Itasy sy Analanjirofo. Maro […]
Hitondra fanatsarana : notombanana ny tolotra eny amin’ny CSB II
Notilina ny fahazoan’ny olona misitraka tolotra fahasalamana eny amin’ny CSB II miisa 16, anatin’ny faritra valo (roa isaky ny faritra), ny taona 2023. Mba hanatsarana ny rafitry ny fahasalamana eny ifotony ka handraisan’ny fanjakana ny andraikiny hisitrahan’ny vehivavy sy ny ankizy ary ny tanora tolotra feno manana kalitao no antony. […]
Tsy fahampian’ny torohay ho an’ny daholobe: miezaka manangona sy mizara ny tsara ho fantatra ny Ivotoro
Iankinan’ny fanamorana ny fanaovan-taratasy eny amin’ny biraom-panjakana ny fisian’ny torohay ho an’ny daholobe, tsotra sy mora raisina. Mbola lesoka anefa izany eto Madagasikara. Manao ezaka ny Ivotoro mampahafantatra ireo manan-draharaha. Mbola olana eto Madagasikara ny tsy fahampian’ny torohay ho an’ny daholobe eny amin’ny sampandraharaham-panjakana. Miteraka fisalasalana eo amin’ireo olona mila raharaha eny […]
INDRAY MIJERY
Tombanana hikorontana ny toetry ny andro any an-dranomasina amin’ny morontsiraka afovoany andrefana, atsimo, atsimo atsinanana ary afovoany atsinanan’ny Nosy, vokatry ny alondrano avy any atsimo. Nanomboka omaly hatramin’ny alatsinainy, eo anelanelan’i Besalampy sy Farafangana, ny fampitandremana ary hipaka hatrany Toamasina izany. Nandray ny solotenan’ny Agence française de développement miasa eto […]