Fiaraha-monina

Mpanazava Analamanga Avaratra: Ampifitia ao amin’ny FJKM Ivandry Firaisana

Milofo hatrany amin’ny fanabeazana ny ankizivavy sy ny zatovovavy ao aminy ny sa­m­pana Mpanazava Ana­la­manga Avaratra. Manomana rindran-kira lehibe izy ireo iarahana amin’ny Ampifitia, ny alahady izao, ao amin’ny FJKM Ivandry Firaisana, amin’ ny 2 ora tolakandro. Tanjona ny hampandroso ha­trany ny fanabeazana ireo an­­­kizivavy sy zatovovavy be­a­zina ao amin’ny […]

Vokatra Mavitrika : Karazam-bary be otrikaina indrindra

Mavitrika! Io indray no karazam-bary vaovao ho an’ny tantsaha novolavolain’ireo mpikaroka ao amin’ny Fofifa. Sady be otrikaina no mamokatra be rehefa voakarakara ity masomboly vaovao voafantina ity. Nampahafantarin’ny minisiteran’ny Fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa ny voka-pikarohana Mavitrika. Karazam-bary voalohany be otrikaina sy manana tahana “zinc” ambony indrindra eto Madagasikara. […]

Mpanazava eto Madagasikara : mandray anjara amin’ny fiarovana ny tontolo iainana

Anisan’ireo mandray anjara mavitrika amin’ny Andro maneran-tany ho an’ny fa­mantarana ny toetry ny andro atao etsy amin’ny Parvis Ana­lakely, ny Mpanazava eto Madagasikara, rahampitso. Hampahafantatra ny asa ataony mahakasika izany sy ny ton­tolo iainana izy ireo. Hita­rika famelabelaran-kevitra sy hampilalao, amin’ny alalan’ny fanentanana momba ny lohahevitra: “Ny ankizivavy sy ny fiovaovan’ny […]

FBI National Academy Associates: mendrika tamin’ny fiofanana ny inspecteur Sophie

Nisongadina tamin’ny ta­ran­ja hazakazaka, nitana ny laharana voalohany tamin’ireo vahiny mpianatra ny inspektera Ranjaharimalala Rahari­noe­ly Sophie. Tafita soa tamin’ny fiofanana natao tao amin’ny FBI National Academy Associates, Inc tao Quantico izy. Toeram-piofanana mpi­tandro filaminana anisan’ny manan-danja indrindra any Etazonia no nanaovana izany fiofanana izany. Nitana ny laharana faharoa kosa ny […]