Maro ireo taranja nampianarina nandritra ny fiofanana maimaimpoana « Fijery hafa » ho fanohanana ny tanora ao amin’ny faritra Sava. Anisan’izany ny fandrahoana sakafo, ny fanamboarana mofo, ny fanamboarana fiara sy trano, ary ny fiompiana akoho gasy nohatsaraina. Nanomboka ny andiany faha-8 amin’ny Herinandron’ny fampiroboroboana ny indostrian’ny Sadc. Natao hanohanana ny fandaharanasa […]
Fiaraha-monina
Hetsika ara-pahasalamana: Mifarimbona ny Tafika sy ny kaominina Ivato
Miaramila manakaiky vahoaka, mitsinjo ny fahasalamam-bahoaka eny ifotony. Io ny nasehon’ny fiaraha-miasan’ny kaominina Ivato, tarihan’ny ben’ny Tanàna Randrianarisoa Penjy, sy ny tafika Malagasy, amin’ny alalan’ny Service régional du santé militaire Analamanga sy ny Zone de défense et sécurité Ikopa izay natao teny amin’ny Tranovy Mamory, omaly. Olona miisa 125 nanala […]
Tetikasa Salama : Hamaha ny olan’ny tsy fanjarian-tsakafo
Tontosa ny herinandro lasa teo, teny Mandriambero, ny atrikasa fampahafantarana sy fanombohana ofisialy ny tetikasa “Sécurité alimentaire pour les enfants par l’appui à l’agriculture à Madagascar” (Salama). Iarahana amin’ny fikambanana “Un Enfant par la main” (UEPLM) sy ny mpiara-miombon’antoka “Amadea” ary ny “AEA” izany. Vatsian’ny Vondrona frantsay ho an’ny fampandrosoana […]
Toeram-pandraisan’olona tratran’ny famarinana olona: Hiara-miasa amin’ny ONG maorisianina roa i Madagasikara
Nomarihina omaly ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny ady amin’ny famarinana olona. Zava-dehibe ny fanamarihana ho an’ny minisiteran’ny Asa sy ny fampananana asa ary ny asam-panjakana satria fotoana hanentanana sy hametrahana ny fahavononana ho an’ny ady izany. Maro ny asa efa sahanin’ny fanjakana, toy ny fisian’ny Birao nasionaly mandrindra ny asa […]
MESUPRES : Nanatanteraka ny fihaonambe iraisam-pirenena
Notanterahina omaly, tao amin’ny sekoly Polytéchnique d’Antananarivo ao Vontovorona, ny fihaonambe iraisam-pirenena 2025 notarihin’ny Mesupres. Hetsika nasionaly mikendry ny hanamafy ny fiaraha-miasa eo amin’ny Oniversite eto Madagasikara manoloana ny olan’ny kalitao, ny haivao ary ny fanavaozana izy ity. Miompana amin’ny lohahevitra “Ny sampanan’ny fikarohana sy ny fanavaozana hoentina hanatsarana ny […]





