Misy Malagasy efatra tratran’ny famarinan’ olona any Cameroun amin’izao fotoana izao. Efa miresaka ny tomponandraikitry ny fanjakana roa tonta momba io raharaha io, hoy ny solontenan’ny OIM eto Madagascar sy Comores. Malalaka ny fivezivezena fa mila mirindra sy fiomananana ny fandehanana mba tsy ho tratran’ny famarinan’olona. Famonjana 10 taona hatramin’ny […]
Fiaraha-monina
Sofia : Nisitraka asa soa marolafy ireo marefo
Marolafy ny asa sosialy tanterahin’ireo tomponandraikitra any amin’iny faritra iny miaraka amin’ny minisiteran’ny Mponina sy ny fiahiana sosialy, Razafinjato Aurélie. Nanao tolotra ho an’ireo zokiolona ary vatsy ho an’ireo tsy salama ny minisitra. Fehezan-karona sy bodofotsy ho an’ireo zokiolona sy olona manana fahasembanana miisa 220 tao Bealanana, 200 tao Antsohihy […]
Tetikasa Rakemba : Nodinihina indray ny volavolan-dalàna momba ny fampitsaharana vohoka
Nihaona tamin’ny mpitarika ny hetsika Nifin’akanga ny solombavambahoaka 11 mahakasika ny tolo-dalàna momba ny fampitsaharana ny vohoka noho ny antony ara-pahasalamana. Maniry ny kaomity, ahitana mpisehatra maro, ny handinihan’ny andrimpanjakana mpanao lalàna io tolo-dalàna io manaraka ny lalàna 317 ao anatin’ny lalàna famaizana. Nanamafy ny minisitry ny Fitsarana manoloana ny […]
Praiminisitra Joël Rakotomalala : Notsarovana ny nahafatesany
Notontosaina teny amin’ny fasan’ny Maherifo na Mausolée Avaratr’Ambohitsaina, omaly, ny fametrahana fehezam-boninkazo ho fahatsiarovana ny nahafatesan’ny Praiminisitra ny Kly Joël Rakotomalala sy ireo mpiara-miasa aminy. Nanatanteraka ny fahatsiarovana teny an-toerana ny fianakavian’ny Kly Rakotomalala Joël niaraka tamin’ny sampandraharaha miahy ireo mpiady Tia Tanindrazana, notarihin’ny taleny, ny Jly Randrianantenaina Emilson, nisolo […]
Cercle Mess Fiadanana: Atrikasa fanavaozana ny sata mifehy ny miaramila
Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy tao amin’ny Cercle Mess Fiadanana, ny 29 jolay 2025 teo, ny atrikasa mahakasika ny fanavaozana ny sata ankapobeny mifehy ny miaramila. Nanokatra izany tamin’ny fomba ofisialy ny Sekretera jeneralin’ny minisiteran’ny Foaloalindahy, ny amiraly Assany Bemarivo Jeannot, nisolo tena ny minisitry ny Foaloalindahy. Nambaran’ity manamboninahitra ity fa […]





