Fiaraha-monina

INDRAY MIJERY

Nankatoavin’ny filankevitry ny minisitra ny vinanasan’ny minisiteran’ny Fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa hampiakatra ny lentan’ireo fotodrafitrasan’ny Oniversite. Hatsangana ny toerana fatorian’ireo mpianatra eto Antananarivo, Mahajanga, Antsiranana ary Toliara. Tohizana ny fanamboarana ireo Campus Universitaire izay efa natomboka any taolagnaro, Ambovombe ary Antsohihy. Ankoatra izany, ny trano fatorian’ireo mpianatra ao […]

Fanadinana CEPE: Napetraka ny rafi-pandaminana vaovao

Fantatra tamin’ny filankevitry ny minisitra, ny alarobia teo, fa hisy ny rafi-pandaminana vao­vao amin’ny fiatrehana ny fa­nadinana CEPE sy ny fifaninanana hidirana kilasy fahe­nina. Mba ho fiantohana ny fampandehanana izany fanadinam-panjakana voalohany ho an’ny mpianatra izany, nisy ny fanatsarana napetraky ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena. Voakasik’izany in­drindra ny fe-potoana fikarakarana ny lafiny […]

CSB II Tanambao Sotema: Tsy sakana amin’ny fanohizana ny vaksiny ny fahaverezan’ny karine

Manao vaksiny ny zaza latsaky ny 5 taona manomboka ny alatsinainy ho avy izao hatramin’ny zoma ny mpiasan’ny CSB II Tanambao Sotema (Mahajanga). Efa misy lamina ny fanatanterahana ny asa ka natokana ho an’ny vaksiny BCG, ny talata, ary ho an’ny vaksiny miaro amin’ny kitrotro kosa, ny alakamisy (faha-9 volana […]

Fampiofanana araka asa : Mianatra ny modely 3FPT i Madagasikara

Noraisin’ny tale jeneralin’ny Fonds de financement de la formation professionnelle, Dr Babo Amadou BA, sy ny ekipany, ao amin’ny foibe any Sénégal ny delegasiona malagasy. Nitarika izany, tany an-toerana, ny sekretera jeneralin’ny Fampianarana teknika sy ny fanofanana araka asa, Harisoa­ma­narivo Angelico Ennodius, izay nisolo tena ny minisitra, niaraka tamin’ireo tomponandraikitra […]