Nanolotra fitaovana fanentanana ho an’ny fandaharanasa O3 ny Unesco amin’ny sehatry ny fanabeazana ara-pananahana feno ho an’ny Lycée téchnique et commercial Ampefiloha, tamin’ity herinandro ity. Tanjona ny hanome fahafahana ny tanora hahazo fanabeazana ara-pananahana feno sy manara-penitra hahazoana antoka fa ho voaofana izy ireo amin’ny fomba mirindra, miaraka amin’ny fahaiza-manao […]
Fiaraha-monina
Toetr’andro : Miha mandindona ny andro ratsy
Mamaritra ny toetry ny andro ny fiforonan’ilay rivodoza ao amin’ny Lakandranon’i Mozambika. Miha mitombo hery hatrany izy any an-dranomasina. Omaly maraina, tany amin’ny 645 andrefana somary avaratr’i Toliara no nisy ny foibeny. Mizotra mianatsimo somary atsimo atsinanana ny diany. Hanambana an’i Madagasikara izy any amin’ny faran’ny herinandro. Vinavinaina hivadika ho […]
Ady amin’ny fanondranana olona ; Nofanina ny fikambanana Facha
Nanao sonia fifanaraham-piaraha-miasa ny birao nasionaly miady amin’ny famarinana olona sy ny fikambanan’ny vehivavy Antesaka ho an’ny fanovana (Facha). Manamarika ny dingana ara-dalàna amin’ny fiaraha-miasa eo amin’ny roa tonta ny sonia. Tanjona ny hanamafisana ny ezaka amin’ny ady amin’ny famarinana olombelona. Hamafisina ny fepetra ho fisorohana izany. Handray anjara ny […]
“Sarobidy ny aiko” andiany faha-32 : Homena tolotra fahasalamana maimaimpoana ny vehivavy
“Fitovian-jo sy fizakantena ho an’ny vehivavy sy ny tovovavy rehetra” ny lohahevitra hanamarihina ny Andro maneran-tany momba ny zon’ny vehivavy, amin’ity taona ity. Nosokafana tamin’ny fanomezana tolotra fahasalamana teny Ambohidratrimo, omaly, izany. Nisantarana ny fanamarihana ny Andro maneran-tany momba ny zon’ny vehivavy ny fanomezana tolotra fahasalamana maimaimpoana miaraka amin’ny fiarabe […]
Jean Nirina R. : «Tokony haverina ny rafitra fokonolona»
Maro ny olana saro-bahana eto amin’ny firenena amin’izao fotoana izao. «Tokony haverina sy homen-danja ny rafitra fokonolona eny anivon’ny fokontany», hoy ny sefo fokontanin’ Anosizato Atsinanana, Rafanomezantsoa Jean Nirina, nandritra ny fihaonana tamin’ny mpanao gazety, omaly, manoloana ny olana sendrain’ny fiarahamonina amin’izao fotoana izao. Misy fokonolona manao tsinontsinona ny fiarahamonina. […]




