Tontosa tao Toamasina, ny 13 ka hatramin’ny 19 desambra lasa teo, ny fihaonamben’ny fivondronan’ny profesora tompon-toerana sy ireo tsy raikitra (collectif des professeurs titulaires et professeurs de Madagascar) “C.P.T.P.M ” efa mpikambana na tsia. Misy andiany mbola mpianatra koa, araka ny nohamafisin’ ireo mpikaroka hamelabelatra ny voka-pikarohany ara-tsiatifika sy araka […]
Fiaraha-monina
Tapaka ny sandriny: Vehivavy voavelin’ny bois rond misy fantsika
Miverina indray ny bois rond misy fantsika! Ny faran’ny herinandro teo, efa nisy trangana vonoan’olona roa tao amin’ny fokontany Andranomadio sy Mangarano. Ny alin’ny alahady teo ihany, tao amin’ny fokontany Tsararivotra ambadiky ny kianja manara-penitra Stadium, renim-pianakaviana iray indray naratra mafy voadaroka tamin’ny bois rond misy fantsika. Tombanan’ny maro fa […]
INDRAY MIJERY
Betsaka ny mpiasa manatona ny toeram-pitsaboana misahana manokana ny fahasalamany amin’izao fotoana izao. Ny aretin’ny taovam-pisefoana no matetika ahitana olana, hoy ny mpitsabo. Miovaova be ny maripana sy ny toetry ny andro. Ny fahalotoan’ny rivotra fohina koa manampy trotraka, indrindra rehefa tsy mirotsaka ao anatin’ny andro maromaro ny orana. Misokatra […]
Fiahiana ny mpiara-belona : Nanampy ireo zokiolona ny ONG 2AH
Nanokatra tamin’ny fomba ofisialy ny taom-pikatrohana ny eo anivon’ny fikambanana tsy miankina, ONG Andry antoky ny hoavy (2AH), ny faran’ny herinandro teo. Nosantarina tamin’ny alalan’ny fizarana kojakoja ilaina ho amin’ny fiainana andavanandro (PPN) ho an’ireo zokiolona sy mpiray finoana izany, teny Masindray, Avaradrano. Notanterahina tamin’izany koa ny fitsofandrano azy ireo […]
Fifaninanana WorldSkills: Nampisongadina ny talentan’ny mpianatra
Ao anatin’ny fiaraha-miasan’i Madagasikara sy La Réunion, notanterahina ny 17 janoary lasa teo, tao amin’ny Lycée technique professionnel du génie civil Mahamasina, ny fifaninanana « WorldSkills ». Ny minisiteran’ny Fampianarana teknika sy ny fanofanana arakasa no mandrisika sy manohana tanteraka ny hetsika, izay tanterahina miaraka amin’ny Direction de l’apprentissage de la formation […]




