Fiaraha-monina

Fitsidihana tsena : neken’ny ben’ny Tanàna ny fangatahan’ny mpivarotra

Nidina ifotony nijery ny zava-misy teny amin’ireo tse­na (Andrefan’i Mananjara sy Ankadimbahoaka ary Tanjom­bato) ny ben’ny Tanànan’An­tananarivo Renivohitra, oma­ly. Nanararaotra nitaraina sy nangataka zavatra maro amin’ ny tokony hanatsarana ny fotodrafitrasa eny anivon’ny tsena ireo mpivarotra sy ny mponina nandritra izany. Neken’ny ben’ny Tanàna ny fangatahana sy fitarainan’ izy ireo, […]

Cntemad : mampisavorovo ny mpianatra ny fikirakirana ny naoty

Miteraka savorovoro teo amin’ny mpianatra ny naoty miverimberina mandritra ny fanadinana voalohany sy faharoa. Nilaza ny teo anivon’ny sekoly fa misy ny lamina amin’ny fikirakirana izany. Nifampitaona teny Be­horirika ka niresaka tamin’ny mpanao ga­zety ny solontenan’ireo mpianatra eo anivon’ny ivontoeram-pampianara ambony (Cntemad) Ankadifotsy, oma­ly. «Tsy araka ny tokony ho izy […]

Tsiroanomandidy : zaza 11 volana niharan’ny fanolanana

Zazavavy vao 11 volana niharan’ny fanolanana nata­ona lehilahy iray mpanampy an-trano tao Androtravo Antambao, kaominina am­banivohitra Ambatolampy, ny alakamisy teo. Mpam­pianatra ao amin’io toerana io ny renin’ilay zaza. Ta­min’ny fotoana namorian’ ilay ramatoa reniny ny vary karamany tany amin’ny ray aman-drenin’ny mpianatra no nanararaotan’ilay mpanampy ilay zaza. Rehefa niverina, tsy […]

Ankizy maditra ao Toamasina…: roa lahy voaheloka higadra telo volana ao Ambalatavoahangy

Niakatra fitsarana ambaratonga voalohany ao Toamasina, ny 16 mey 2023 lasa teo, ny raharaha anenjehana ireo zaza maditra 20 mianadahy nanao herisetra sy hetraketraka ao an-drenivohitry ny faritra Atsinanana. Voaheloka an-tranomaizina telo volana ny roa… Nivoaka ny didim-pitsarana ny 22 mey teo ka afaka noho ny fisalasalana ny 18 mianadahy […]

Rotary Mahamasina : mila tohanana ny kilasy Asama

Ankizy (11-15 taona) niala an-daharana tany an-dakilasy 210 isan-taona no ampiana­rin’ny mpampianatra voaofana amin’ny fandaharam-pianarana manokana anatin’ny kilasy Asa avotra sekoly malagasy (Asama). “Tanjona, miatrika fanadinana CEPE sy 6ème izy ireo aorian’ny herintaona faharetan’ny fampianarana, vatsian’ny fikambanana Rotary Club Mahamasina vola, tao anatin’ny 20 taona”, hoy ny filohany, Rajaonson David, […]