Nivoaka ny zoma lasa teo ny mpianatra miisa 237, avy amin’ny sekoly ambony tsy miankina, InSPNMad. Nisalotra ny anarana «Meva» ity andiany ity. Nahitana mpampivelona miisa 119, mpitsabo mpanampy 99 mianadahy, teknisianina amin’ny fanaovana fitiliana «technicien de laboratoire» miisa fito, ary mpitsabo amin’ny alalan’ny otra «kinésithérapeute» miisa 12. Notanterahana teny […]
Fiaraha-monina
Tontolon’ny oniversite: mitady vahaolana ny minisitera sy ny fikambanan’ny mpianatra
Manoloana ny fanatsarana takin’ny tontolon’ny fampianarana ambony. Miara-mitady ny vahaolana ho an’ny tontolon’ny oniversite ny minisitera sy ny fikambanan’ny mpianatra. Nihaona tamin’ny fikambanana sy ny mpitarika ny fikambanan’ny mpianatra avy amin’ny faritra 23 ny minisitra Assoumacou Elia Beatrice, ministry ny Fampianarana ambony sy ny fikarohana siantifika, ny faran’ny herinandro teo. […]
Lalana Ratsimba… : ho tapaka amin’ny ampahany
Nampahafantatra ny fiadidiana ny tanànan’Antananarivo fa ho tapaka amin’ ny ampahany ny lalana Ratsimba, miainga eo amin’ ny Lycée Gallieni mihazo ny lalana Ravelojaona (kaomisarian’ny boriborintany faharoa), hatreo amin’ny lalana Joël Rakotomalala (Jules Ferry). Ny sabotsy izao no hisian’ny fahatapahana manomboka amin’ny 8 ora ka hatramin’ny 9 ora maraina. Mila […]
Partners in development fair : Ambohipihaonan’ny Peace Corps eto Madagasikara
Nihaona mivantana tetsy Antaninarenina nandritra ny hetsika “Partners in development fair” ireo mpilatsaka an-tsitrapo avy amin’ ny Peace Corps Madagascar sy ireo mpiara-miasa aminy. Tafiditra ao anatin’ny fiofanana ataon’izy ireo mialohan’ny handraisana ny asany ity fihaonana ity. Niompana tamin’ny fanamafisana ny fifandraisana sy fiaraha-miasan’ireo mpilatsaka an-tsitrapo amerikanina amin’ireo fikambanana tsy […]
Djibouti: maka traikefa momba ny RSU i Madagasikara
Manatanteraka fihaonana sy fifanakalozana traikefa any Djibouti ny ekipan’ny fiahiana ara-tsosialy avy eto Madagasikara sy avy any amin’ny Nosy Comores. Midinika momba ny fandrafetana ny lisitr’ ireo olona tena mila tohana ara-tsosialy (RSU) izy ireo hahafahana mifehy ny asa fanohanana ireny sokajin’ olona marefo ireny. Tanjona ny hampivoarana ny sehatry […]