Fiaraha-monina

Fialantsasatra : manome fiofanana niomerika ny “Holi’Dev”

Nampahafantarina, afakomaly, tetsy Ambatonakanga, ny fandaharanasa vaovao “Holi’Dev”. Tetikasa hiarahan’ny Telma Madagascar sy ny Maison du numérique ary ny Coder Dojo miasa. Fandaharanasa hampiofanana maimaimpoana ireo ankizy malagasy mahakasika ny tontolon’ny niomerika izy io. Atao etsy amin’ny Maison du numerique Ambatona­kanga, mandritra izao fotoam-pialan­tsasatra izao, manomboka ny volana jolay hatramin’ny […]

Mbola tompondaka Rajoelina Andry : “Laharam-pahamehana ho an’ny fanja­kana ny fandrindram-piterahana”

“Misy ny ezaka vita eo amin’ny fananahana ara-pahasalamana maneran-tany sy teto amin’ny ranomasina Indianina”, hoy ny tatitry ny UNFPA. Ilaina ny mampitombo ny vola hikarakarana ny fahasalaman’ny tanora ka iantsoana ny mpiray ombon’antoka. “Eto Madagasikara, 30% amin’ny tovovavy 15-19 taona efa nitondra vohoka sy niteraka avokoa ary ny vehivavy iray […]

INDRAY MIJERY

Hozaraina anio eny Anosy ny valin’ny fanadihadiana nataon’ny UNFPA momba ny mponina maneran-tany. Hisongadina manokana ny tatitra momba ny mponina aty amin’ny ranomasina indianina ahitana an’i Madagasikara. “Atsahatra ny tsy fitoviana misy amin’ny fananahana ara-pahasalamana sy ny zo mifandraika amin’izay”, io no lohahevitra noraisina. Nifanakalo traikefa sy niady hevitra mikasika […]

Vokatry ny rivodoza : olona 90 000 voatery nifindra monina

Nisy ny fanadihadiana momba ny fifindra-monina nataon’ny mponina vokatry ny fandalovan’ny rivodoza roa, Batsirai sy Emnati, nandritra ny fotoam-pahavaratra 2022-2023. Nisahana ny fanadihadiana teny ifotony ny Orga­nisation internationale pour les migrations (OIM), niaraka amin’ny fanohanan’ny BNGRC ary nisy andiany efatra ho an’ny faritra Atsimo Atsinanana, Vatovavy ary Fitovinany, hoy ny tomponandraikitry […]

Kalitaon’ny sakafo : miara-miasa ny minisitera sy ny FAO

Nanao soniam-piaraha-miasa tetsy Ambohidahy ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka sy ny Organisation des nations unies pour l’alimentation et de l’agriculture (FAO), omaly. Tetikasa haharitra roa taona, hamafisina ny fanaraha-mason’ny kalitaon’ny sakafo sy hanatsarana ny fiarovana ny sakafo eto Madagasikara. Tanjona ny hisorohana ny fanapoizinana ara-tsakafo eo amin’ny vahoaka malagasy. “Zava-dehibe ny resaka sakafo […]