Fiaraha-monina

Fahasalamana : 10.387 ireo mitondra ny tsimokaretina VIH mihinam-panafody

« Andao hasandratsika ny fitoviana hanafoanana ny VIH/Sida ». Io no lohahevitry ny andro maneran-tany hiadiana amin’ny VIH/Sida omaly. Toerana maromaro no nanamarihana izany. Anisan’izany ny tetsy amin’ny Parvis Ana­lakely sy teny amin’ny Tour Orange ary ny tetsy Antani­narenina. Na­naovana hetsika maimaim-poana ara-pahasalamana, in­drindra ny fitiliana ny tsimokaretina VIH sy ny aretina […]

Fanabeazana: mbola ankilabao ny manana fahasembanana

Notanterahina teny Maha­masina ny fanamarihana ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny fanabeazana mampiaty, ny talata teo. Lohahevitra no­voizina ny hoe, « Fanabeaza­na mampiaty : mampifandray, manaja ny fahasamihafana, mitondra fahatsarana ». Mbola miseholany eto amintsika ny fanavakavahana ireo ankizy manana fahasembanana, raha ny fitarainan’ireo fikambanana mpiahy azy ireny. Manaporofo izany indrindra ny tranga niseho […]

Sakafon’ny mpianatry ny EPP: nanaovana andrana ny vary notovonantsoa

Ny sira sy ny koba natokana ho an’ny zaza ihany aloha hatreto no sakafo notovonantsoa azo jifain’ny rehetra iadiana amin’ny tsy fahampiana singa mpamelona ilain’ny vatana. Miara-miasa amin’ny minisiteran’ny Faha­sa­lamana sy ny Ofi­sim-pirenena ny orinasa mpamokatra sira notovonana ioda sy fluor. Tokony ho sira efa notovonantsoa no amidy eny amin’ny […]

FID sy polisim-pirenena : arovana ny mpiasa manatanteraka ny fiahiana sosialy

Zava-dehibe amin’ny fa­natanterahana ny fandaharanasan’ny fanjakana malagasy sahanin’ny Fonds d’intervention pour le développement (Fid) sy ny minisitera. Anisan’ ny voakasika amin’izany ny fandriampahalemana mialoha, mandritra sy aorian’ny asa atao eny ifotony. Misy ny tetikasa momba ny fiahiana ara-tsosialy atao any amba­ni­vo­hitra sy eny amin’ny tanàn-dehibe manerana ny Nosy ka sedra […]

CUA-Iscam : Kilasy 44 hianatra teny frantsay maimaim-poana

Natomboka, omaly, tetsy amin’ny sekoly ambaratonga fototra Ankadifotsy II ny tetikasa fisantarana ny fampianarana teny frantsay maimaim-poana, ivelan’ny ora fiana­rana. Natao ho an’ny kilasy fahadimy eny amin’ny EPP eto anivon’ny tanànan’An­tananarivo Renivohitra izany. Nisy ny fifanaovan-tsoniam-piaraha-miasa teo amin’ny CUA sy ny oniversite tsy mian­kina Iscam. Nosafidiana manokana ny teny frantsay […]