Nanentana momba ny voka-dratsy amin’ny fidorohana zava-mahadomelina ny Mouvement chrétien des cadres et professionnels (MMCP) Farafangana. Notontosaina tao amin’ny CEG Fenoarivo, Farafangana, ny faran’ny herinadro teo, ny hetsika fanentanana ireo mpianatra. Nanasa ny tomponandraikitra avy ao amin’ny fitsarana sy ny sampandraharaham-paritry ny Fahasalamana ny mpikarakara. Nilaza ny fampanoavana ao amin’ny […]
Fiaraha-monina
Finoana Islamo : mankalaza ny faha-50 taona nijoroany ny FSM
Mankalaza ny faha-50 taona nijoroany teto Madagasikara ny Fikambanan’ny Silamo Malagasy (FSM) amin’ity taona ity. Homarihina amin’ny hetsika samihafa ny 24 novambra ho avy izao, etsy amin’ny CCI Ivato, izany, raha ny fanambarana nataon’ izy ireo tetsy 67 ha, ny alakamisy teo. Ahitana ny hetsika fifaninanana famakiana korany masina sy […]
Vokatra voajanahary Vaniala : manohana ny mpanao fanatanjahantena avo lenta
Niara-niasa nanomboka ny taona 2021 tamin’ny JCR groupe, mpanodina ny vokatra voajanahary avy amin’ny zavamaniry « Vaniala », Andriambololona Hajanirina Zo, judoka, mpikambana ao amin’ny ekipam-pirenena malagasy ho an’ny latsaky ny 78kg. Nandritra ny fanomanana ny Tournoi des Mascareignes tany La Réunion, nanao fiomanana ara-batana tamin’ny fitiliana azy momba ny fahasalamana ny […]
Famarinana olombelona: mbola mila ezaka ny fanasaziana ny nahavanon-doza
Nisongadina nandritra ny fihaonan’ny masoivohon’i Etazonia misahana ny fanaraha-maso ny ady amin’ny famarinana olombelona, i Cindy Dyer, sy ny solontenan’ny governemanta malagasy fa mbola mitaky ezaka betsaka ny fanasaziana ireo olona mahavanon-doza amin’ity sehatra ity. Anisan’izany ny fanitsiana ny lalàna tamin’ny taona 2014 iadiana amin’ny famarinana olona. Mba hahazoana antoka […]
Amadia: Diabetika ny 40% ny olona latsaky ny 40 taona
Mihatanora ireo olona manana toe-batana diabetika eto Madagasikara, amin’izao fotoana izao. “Manomboka eo amin’ny faha-40 taona ny olona iray vao nisy diabeta sokajy faharoa taloha, efa voa avokoa ny 40% ny olona latsaky ny 40 taona amin’izao fotoana izao”, hoy ny tale eo anivon’ny Amadia, Dr Ramamonjisoa Haja, tetsy Faravohitra, […]