Lany tsy nasiam-panitsiana teo anivon’ny Antenimierandoholona Anosy, nandritra ny fivoriana ny talata lasa teo ny volavolan-dalàna laharana faha-009/2022, tamin’ny 15 jona 2022 mahakasika ny Lalàna mifehy ny fanavaozana ny rafi-panabeazana eto Madagasikara, Isan’ny teboka misongadina ao amin’ity volavolan-dalàna ity ny fametrahana politikan’ny teny hoenti-mampianatra. Eo koa ny fanovana sy fanavaozana […]
Fiaraha-monina
Misalasala ireo mpandraharaha : maro ny toeram-pilanonana tsy hanao “Réveillon”
Vitsivisy ireo efitrano filanonana mandray ny fetin’ny faran’ny taona tamin’ity taona ity. Mbola matahotra ny fiantraikan’ny valanaretina Covid-19 ireo mpikarakara lanonana sy tompon’ireny trano fanaovam-pety ireny. Niakatra rahateo ny vidin-javatra rehetra, tsy maintsy hiakatra torak’izany ny vidim-pidirana ka manahy ny tsy fahafahan’ ny olona ny mpikarakara. Mbola maro ny olona […]
Noho ny ezaka natao tany atsimon’ny Nosy: tompondakan’ny fanjarian-tsakafo Rajoelina Andry
Hisy tetikasa andrana dimy iadiana amin’ny tsy fanjarian-tsakafo iarahana amin’ny fikambanana Big Win Philanthropy eto amintsika. Nosokajian’ny Banky afrikanina ho an’ny fampandrosoana (BAD) sy ny fikambanana Big Win Philanthropy ho tompondakan’ny fanjarian-tsakafo aty Afrika ny filoham-pirenena Rajoelina Andry. Nivoitra izany nandritra ny fihaonan’ny filoham-pirenena tamin’ny filoha lefitry ny BAD, Marie-Laure […]
Ambatofinandrahana : tsy hanaiky ny tsindrin’ny depiote ireo mpitrandraka
Efa tena tafahoatra ka tsy azo ekena intsony. Nivoaka tamin’ny fahanginany ireo mpitrandraka madinika, any amin’ny fokontany Ambalamahatsara, kaominina Fenoarivo, Ambatofinandrahana. “Tsy hanaiky ny fanararaotam-pahefana ataon’ny depiote voafidy tany Beloha sur Tsiribihina izahay”, hoy ny solontenan’izy ireo. Nanambara ireo mpitrandraka fa manana taratasy ara-dalàna, araka ny fahazoan-dàlana 3273 izy ireo. […]
Tanàna maitso-Unicef : hanaovana andrana amin’ny toerana efatra any Bekily
Hanaovana andrana amin’ny tanàna efatra ao anatin’ny distrikan’i Bekily: Besakoa, Ankaranabo Avaratra, Ambatosola ary Vohimanga ny fametrahana ny tanàna maitso. Miaraka amin’ny Unicef izay vatsian’ny mpiray ombon’antoka maro ary anisany i Frantsa sy Pays-Bas andrana momba ny tanàna maitso tanterahina ao Bekily. Tolotra feno amin’ ny rano hosotroina, hambolena sy […]