Fiaraha-monina

Masoivoho japoney: nanolotra fitaovana ho an’ny Polyclinique

Notanterahina,  omaly maraina, ny fanaovan-tsonia ny tetikasa fanomezana  fiara mpamonjy voina sy milina mpamokatra herinaratra ho an’ny hopitaly Polyclinique Ankadifotsy.  Ny masoivohon’i Japana, i Abe Koji sy ny Masera Rahantasoanjanahary Marie Euphémie,  talen’ny Polyclinique no nanao izany. Mitentina 72 euros na 281 tapitrisa ariary ireo fitaovana ireo. Tafiditra ao anatin’ny […]

Sima molotra: homena tolotra feno ny olona hodidiana

Hifarana anio ny fivoriana naharitra hateloana handraisan’ny mpitsabo manokana malagasy sy vahiny momba ny tolotra ara-pahasalamana feno ho an’ny olona hiatrika fandidiana ny molotra sima na vaky lanilany eny Ankorondrano. Ankoatra ny fandidiana hatao ny olona manana ireo fahasembanana hatrany ambohoka ireo, ilaina koa no mikarakara ny tohana ara-tsakafo, fandraisana […]

Fampiasana ny «Maman kangourou »: isan-taona,  zaza 118 000 teraka tsy ampy volana

118 000 ny isan’ny zaza teraka tsy ampy volana isan-taona eto Madagasikara ary 5 400 ny zaza latsaky ny 5 taona mamoy ny ainy vokatry ny fahasarotana avy amin’ny fahaterahana tsy ampy volana. Fomba mahomby hikarakarana ny zaza teraka tsy ampy volana ny fampifandraisana mivantana azy amin’ny ray aman-dreny antsoina hoe « Maman […]

Rafi-pampianarana malagasy: hodinihina sy holanian’ny depiote ny volavolan-dalàna

Anisan’ny volavolan-dalàna hoentina hodinihin’ny solombavambahoaka amin’ity fivoriana ara-potoana faharoa ity ny momba ny rafi-pampianarana eto Madagasikara hampidirana anatin’ny fanabezana manara-drafitra ny akany fibeazana. Dingana tsy maintsy lalovana ny akany fibeazana ary hitohy 10 taona ny fanabeazana maimaim-poana ho an’ny zaza malagasy rehetra, araka ny fanazavan’ny minisitry ny Fanabeazam-pirenena, i Sahondrarimalala […]

Fiantsonana eto an-drenivohitra : manana 15 andro ireo tsy nanara-dalàna hanefana sazy

Mangarahara ary tsy hanavahana na iza na iza ny fampiharana ny lalàna amin’ny fiantsonana tsy manara-dalàna eto Antananarivo Renivohitra. Ireo sisin’arabe ahitana soritra nataon’ny orinasa SMGD dia handoavan’ny fiara miantsona eo, tapakila 500 ariary isaky ny ora iray. Ny tsy fandoavana ny tapakila alaina amin’ny fitaovanaa manokana dia midika ho […]