Tsy hisy tranga mahery vaika mety hiseho amin’ity herinandro ity. Tso-drivotra avy Atsimo Atsinanana no handrafitra ny toetr’andro amin’ny ankapobeny, tsy ho marim-pototra izany any amin’ny ilany Avaratra. Amin’ny ankapobeny, hivangongo any amin’ny ilany avaratra andrefana sy afovoany andrefana ny orana tandrifin-drahona amin’ity herinandro ity. Hiitatra any amin’ny afovoan-tany izany […]
Fiaraha-monina
Fiarovana ny zon’ny vehivavy : Mila sahy mampihatra lalàna sy sahy mijoro
Raha ny zava-misy eo amin’ny ady sisiky ny Vaomiera momba ny satan’ny vehivavy, andiany faha-69, hatao any New York, misy ny fifanakalozana traikefa amin’ny Repoblika Demokratikan’i Congo. Ankoatra ny fankatoavana ny fifanarahana natao tany Maputo, ilaina ny fampiharana ireo lalàna amin’ny fanomezana anjara toerana ny vehivavy sy ny fampitoviana ny […]
Imerintsiatosika: Miroso ny tetikasa Tanamasoandro
Miroso ny fanamboarana ny tanàna Tanamasoandro izay tetikasam-panjakana atao eny Imerintsiatosika. Nanao tatitra ireo teknisianina eny an-toerana ary fantatra fa hovitaina amin’ity taona ity ny arabe lehibe roa ao an-toerana, mirefy 1,850 km. Hapetraka ny Cité ministerielle izay tokony hitsangana amin’ity taona ity ihany koa. Nohatsaraina ny lalana ivelan’ny tetikasa […]
Vondron’ny vehivavy maherin’Anosy Avaratra : Nampivoatra ny fiainan’ireo anaty fikambanana miisa 14
« Hitohy ny fampiofanana ny fikambanam-behivavy ao amin’ny kaominina Anosy Avaratra », hoy ny filohan’ny VVMAA, sady talen’ny Centre d’information et de documentation scientifique et téchnique eo Tsimbazaza. Manana ny diplaoma Doctorat en sciences sociales izy ary nampivondrona ny fikambanam-behivavy amin’ny fokontany dimy. Navondron’ny dokotera Rakotondralala Cindy Vermeille ho federasionina iray, Vondron’ny vehivavy […]
INDRAY MIJERY
Vita ny faran’ny herinandro teo ny fifamindram-pitantanana teo amin’ny Pr Andriamaniraka Jaona Harilala, tale jeneralin’ny fikarohana ara-tsiansa teo aloha sy ny Pr Ranarijaona Hery Lisy Tiana, tale jeneralin’ny fikarohana ara-tsiansa vaovao eo anivon’ny minisiteran’ny Fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa. Zava-dehibe ny fiaraha-miasa ka nanaovany antso amin’ ny rehetra mba […]