Toy ny fanao isan-taona, manao fivahinianana masina na ny Hajj any La Mècque ny mpino silamo maneran-tany. Ho an’ny eto Madagasikara, samy manao izay tratry ny heriny ny antokom-pinoana na fikambanana isanisany. Anisan’ireny ny eo anivon’ny Amana group. Nandefa olona 74 mianadahy izy ireo. Maharitra dimy andro izany. Natao ho […]
Fiaraha-monina
EPP sy CEG Nanisana: Mpianatra 3 900 hikirakira tablette avy amin’ny Orange
Sekoly maromaro eto Antananarivo no hisitraka fampitaovana avy amin’ny Orange Madagasikara, ao anatin’ny fandaharanasa sekoly niomerika ho an’ny taom-pianarana 2025-2026. Nahazo ny anjarany ny EPP sy CEG Nanisana, omaly. Nitombo isa ny sekoly manome fanabeazana niomerika eto Madagasikara. Nanomboka omaly, niditra amin’ny fikirakirana fitaovana niomerika avy amin’ ny orinasa Orange […]
Olona manana toe-tena varira: Matimaty foana, tsy manana ianteherana
Mikiakiaka anaty antso vonjy ireo olona manana toe-tena varira manoloana ny famiravirana ny ain’izy ireo. “Tena tsisy vidiny ny aina ary tsy misy hasiny ny maha olona raha ny tranga famonoana miseho sy iainanay”, hoy ny filohan’ny fikambanana varira eto Madagasikara, Soja Fulgence. Tranga roa nisesy, tamin’ity volana ity, ny […]
Minisiteran’ny Fampianarana teknika : Mitohy ny « recrutement ampahibemaso »
Nanomboka ny 11 mey hatramin’ny 28 mey ho avy izao ny fandraisana mpiasam-panjakana raikitra ampahibemaso manerana ny faritra rehetra ho an’ireo mpampianatra “vacataire” eo anivon’ny Fampianarana teknika sy fampiofanana arakasa. Notanterahina tamin’ity herinandro ity ny fandraisana mpiasam-panjakana ampahibemaso raikitra an’ireo mpampianatra “vacataire” eo anivon’ny sekoly fampianarana teknika sy fampiofanana arakasa […]
ireo tantsaha eny Laniera : Mitaraina amin’ny fandravana
Velon-taraina ireo tantsaha eny Laniera fa nisy nanafika ny fotodrafitrasa eo amin’ny Lac Iarivo. Efa nisy ny fandravana izany teo aloha nataon’ireo vatan-dehilahy “gros bras”. Efa tafatsangan’ny vahoaka ny fotodrafitrasa hatramin’ny birao saingy nisy olona tonga teny amin’ny secteur 12 niaraka tamin’ny polisy, ny alahady teo. Ny alatsinainy alina, nisy […]




