Fiaraha-monina

“Orange summer challenge 2024”: nisongadina ny tetikasa “Plastikoo”, plastika avadika biriky

Manan-talenta ny tanora malagasy ary nisongadina ny tetikasa efatra tamin’ny an-jatony nifaninana. Mbola hisedra ny mpifaninana aty Afrika ny tetikasa “Plastikoo”, mendrika tamin’ny “Orange Summer Challenge 2024”, hoy ny tale jeneralin’ny Orange Madagascar. Lasan’ny ekipa namolavola ny tetikasa “Plastikoo” ny tetikasa mendrika anatin’ny “Orange Summer Chall­enge” taona 2024, andiany fahatelo, […]

INDRAY MIJERY

Mbola mila fanentanana goavana ny fandresen-dahatra ny olona hanao fitiliana ny tsimokaretina VIH, hahazoany mandray fanapahan-kevitra hitondrany ny tenany. Raha miiba (-) ny fitiliana, misy mpisehatra afaka manoro hevitra amin’ny fiarovana mahomby. Raha miabo (+) kosa, manana sampandraharaha mandray an-tanana ny fitsaboana miaraka amin’ny fanafody maimaimpoana ary ny toromarika rehetra […]

Ady amin’ny fanararaotana mamoafady: Arifomba ny fitaovana ampiasain’ny polisy

Nanolotra fitaovana ho an’ny sampandraharaha miady amin’ny heloka ana habaka ny masoivoho amerikanina, ny alakamisy teo. Enti­na hanamafisana ny ezaka hiadiana amin’ny fanararaotana ma­moafady atao amin’ny ankizy amin’ny internet ny fitaovana. Miendri­ka famarinan’olona izany ary heloka ana habaka izay miha mivoatra hatrany. “Amin’izao vanim-potoana niomerika izao, tsy eo amin’ny fiarahamonina […]

Hisorohana ny VIH/Sida: hizarana fitsindromana ny mpidoroka zava-mahadomelina

Anisan’ny fitaovam-piarovana tsy hiparitahan’ny tsimokaretina VIH/Sida ny fimailo sy ny fitaovam-pitsindromana azy manokana ho an’ireo mandray zava-mahadomelina amin’ny alalan’ny tsindrona. Tetikasa voalohany manampy ireo olona mandray zava-mahadomelina ny fanoloana ny fitaovana maloto isan-kerinandro sahanin’ny fikambanana Ainga Aides. Fitaovam-piarovana tsy hahatongavana amin’ny fiparitahan’ny tsimokaretina VIH/Sida ny fisitrahana fitaovana fitsindromana (seringue) ho […]

INDRAY MIJERY

Nitrangana halatra sokatra tao amin’ny valanjavaboahary Tsimbazaza, andro vitsy lasa. Karazany Pyxis arachnoides sy Astrochely radiata no very tamin’ izany. Nidina ifotony teny an-toerana ny minisitry ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana ara-tsiansa, manoloana ny tranga. Nambarany fa tokony hamafisina ny fiarovana ny toerana honenan’ireo biby. Nanome torolalana koa izy […]