Mametraka tanjona ny hampivondrona ireo teratany sinoa ny “Association des chinois à Tananarive – ACT”. Maherin’ny 700 ny isan’ireo teratany sinoa mivondrona ao anatin’izany, tarihin’ny birao vaovao, miaraka amin’i Sam Tio James. Nilaza ny hanohy ny asan’ny teo aloha izy ireo amin’izao dimy taona manaraka izao. Eo ny asa sosialy […]
Fiaraha-monina
51 ny tranga vaovao: iray lavon’ny Covid-19
Iray indray no lavon’ny valanarerina Covid-19, ny herinandron’ny 17 ka hatramin’ny 23 desambra lasa teo, araka ny fampitam-baovaon’ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka, omaly. 51 ny tranga vaovao tamin’ny fitiliana 717. Mahatratra117 ny olona marary amin’izao fotoana izao ka ny telo amin’ireo anatin’ny tranga sarotra avokoa. Nanomboka ny volana marsa 2020 ka hatramin’ny […]
Mpandika teny amin’ny tenin’ny tanana: novelomina ny fikambanana, filoha vaovao i Randrianarivelo Fidy
Firenena 58 no efa nampiditra ny tenin’ny tanana ho isan’ny teny Ofisialy ao aminy ka azo ampiasaina amin’ny raharaham-panjakana ary misoratra anatin’ny Lalampanorenana. Ireo firenena mandroso no tena miroso amin’izany ka ahitana firenena afrikana ihany koa toa an’i Kenya. “Eto Madagasikara, mbola tsy misy fepetra manery ny fanjakana na ny […]
Iasan’ny mpampianatra mpikaroka: gaboraraka ny fitantanana ny ala arovana
Gaboraraka ny fiarovana ny ala arovana, nosokajiana hanatontosana fikarohana, ka mitarika fahasimban’ny ala sy zava-maniry ary ny biby hanaovana fikarohana.”Ilana fampiharana lalàna avokoa izany”, hoy ny fanehoan-kevitr’ ireo mpampianatra mpikaroka sy mpikaroka mpampianatra nanaovana fanadihadiana, teto Toamasina, nandritra ny fametrahana ny filohan’ny oniversiten’ i Barikadmy vaovao tao Toamasina sy teto Antananarivo. […]
4’Mi: ialana ny toe-tsaina zatra mangataka lava
Misy dingana arahina ny fiahiana ny 4’Mi eto, raha ho an’ny ministeran’ny Mponina manokana. “Voalohany, alaina eny amin’ny toerana misy azy ireo ny 4’Mi ka apetraka ao amin’ny Madcap mandritra ny enim-bolana. Hafindra any Ankaribo avy eo rehefa tapitra ny fe-potoana ka omena fiofanana maro samihafa hoentin’izy ireo miaina aoriana. […]




