Ny vehivavy fanaja. Niova dika sy hevitra ny atao hoe haja, ankehitriny. Tahaka izany koa ny hasina nomen’ny fiarahamonina azy ireny. Nanjary voasolo zavatra hafa. Mety efa ho saro-tadiavina ny vehivavy mendrika ny ho reny, satria, efa sady maty hasina no very haja… Manao randra-mitarika any amin’ny firenena izany. Amidy […]
kolon-tsaina
Fiangonana Katolika: Léon XIV no Papa Ray Masina vaovao
Nisafidy ny anarana Léon XIV i Robert Francis Prevost, Ray Masina voafidy omaly, handimby ny papa François. 69 taona izy, teratany amerikanina voalohany hitantanana ny fiangonana katolika maneran-tany. «Habemus Papam». Tsy niandry ela fa omaly tamin’ny 6 ora hariva, tany Vatican Rome, nivoaka ny setroka fotsy tao amin’ny Chapelle Sixtine. Manambara […]
TARATRY ny KANTO
Hisy atrikasa momba ny zon’ny mpamorona. Hotontosaina rahampitso 9 mey izany, manomboka amin’ny 2 ora, etsy amin’ny Anac Anosy. Hitarika izany ny talen’ny Omda, Joelinirina Rarivojaona, hamelabelatra manodidina ny fifehezana ny lalàna, ny fahafaha-miaro ny sanganasa, ny fanatsarana ny fiaraha-miasa anatin’ny tontolon’ny zavakanto ary ny fanomezan-danja ny forona ara-javakanto. Hanokatra […]
“Festival du caméléon”: Ho an’ny tontolo iainana, fizahantany, kolontsaina
Sambany no hisy. Handray ny Festival voalohany ny distrikan’Amboasary Atsimo. Nampahafantarina omaly, tetsy amin’ny foiben’ny Yas Madagacar, ny fisian’ny “Festival du Caméléon”, izay hatao any an-toerana, ny 13, 14 ary 15 jona ho avy izao. “Hetsika natao hanentana, hanabe, hiaro ny tontolo iainana, hanainga ny fizahantany ary hampahafantarina ireo endri-kolontsaina […]
Talily Kultur : Hanofana ho mpandra- haraha ara-javakanto
Seha-pihariana koa ny zavakanto sy ny kolontsaina. Toy ny asa rehetra anefa, mitaky fahalalana fototra sy fahalalana manokana momba ny sehatra izany. Maro ireo te hisehatra anatin’ny fandraharaharana manodidina ny kanto, kanefa tsy tena mahita ny lalan-kombana, noho ny tsy fisian’ny lalam-piofanana manokana momba izany. Hanampy azy ireny ny tanjon’ny […]




