Hatao ny 17 mey izao ny “Festival made in Germany”. Hetsika iray ho fanamafisana ny fifandraisan’i Madagasikara sy i Allemagne izy ity, izay karakarain’ny fikambanana “Les amis de l’Allemagne”. Hatao ao amin’ny Villa Berlin Ambatoroka izany, haka endrika hetsika ara-kolontsaina. Hisy fampisehoana karazan-javakanto mandritra io fotoana io. Mialoha izay, hisy […]
kolon-tsaina
Kalon’ny fahiny – Hiran’ny omaly: Hisy ny « Zara sehatra Fetin’ny reny »
Hiavaka amin’ny rehetra! Anisan’ny hanamarika ny « Fetin’ny reny » ny Sehatra Bagasy, amin’ity volana mey ity. « Zara sehatra Fetin’ny reny », hotanterahina ny sabotsy 10 mey izao, manomboka amin’ny 2 ora tolakandro, ao amin’ny efitrano malalaky ny Aro Antsahavola. Hira maro hifandraika amin’ny sehatra na tontolo iriariavan’ny reny no hokaloina eny an-toerana, […]
Hiatrika ny « Miss Monde »: Hihazo an’i Inde, anio, i Cyria Olivine
Tsara fiomanana. Vonona tanteraka hiatrika ny fifaninanana “Miss Monde 2025” andiany faha-72, izay hotontosaina any Inde, ny Miss Madagascar 2024. Naka bahana nandritra ny volana maromaro ny “Miss Madagascar 2024”. Vonona ary hanainga anio tolakandro, hihazo an’i Inde, i Cyria Olivine Temagnombe. Any no hotontosaina ny fifaninanana iraisam-pirenena “Miss Monde […]
TARATRY ny KANTO
Ho avy indray ny « Fetin’ny Reny »! Maro amin’ ny Malagasy no manamarika azy io. Tsy vitsy ihany koa anefa ireo izay mamela izany handalo fotsiny. Ny fantatra, tsy an’ny Malagasy ny «Fetin’ny Reny» fa nampidirin’ny vahiny teto. Na ny famaritana na ny hevitry ny hoe «Reny» na «Neny» […]
Sehatra bagasy – Fidimalala: « Aza menatra amin’ny antsika »
Notanterahina ny asabotsy teo, tetsy amin’ny efitrano malalaky ny Aro Antsahavola, ny fihaonan’i Fidimalala tamin’ ireo mpitia sy liana amin’ny bagasy. Nisongadina, sady vontoatin’ity fihaonana nokarakarain’ny Sehatra Bagasy ity, ny fizarana traikefa momba ny fahitan’i Fidimalala ny tontolon’ny zavakanto indrindra fa ny hira malagasy nandritra ny fotoana ela nijanonany tany […]




