kolon-tsaina

Fitaovana maoderina: Miha manalavitra ny aingam-panahy

Tany tatsinanana. Tafiditra ao anatin’io fanasokajiana io i Madagasikara raha eo amin’ ny tontolon’ny kolontsaina an­kapobeny. Havanana kokoa amin’ny fampiasana ny aingampanahy eo amin’ny sehatry ny famoronana na fana­tsarana na fanitarana, sns. Aingam-panahy avy ao anaty fa tsy ilay volena amin-javatra hafa. Mihataka tsikelikely, anefa, izany satria mihazakazaka be ny […]

« Safiotra »: Fampirantiana voalohany aty Afrika ho an’i Yinka Shonibare

Fifangaroana, tafan-kolontsaina, maha izy, asehon’ny zavakanto. Miverimberina ireo raha hiresaka ilay fampirantiana goavana « Safiotra », izay entin’i Yinka Shonibare voalohany aty Afrika, raisin’ny Fondation H eto Antananarivo. Sanganasa mandritra ny 20 taona. Ireo no natambatr’i Yinka Shonibare anatin’ny fampirantiana « Sa­fiotra » (Hybridités/Hybridities). Nasain’ny Fondation H manokana ity mpanatalenta […]

TARATRY ny KANTO

Tontonsa omaly ny fandevenana an’i Thierry. Izy ilay mpikambana ao amin’ny Feokanto, maty an-drano ny alatsinainy teo. Namita ny adidy farany taminy ireo namany tao anatin’ny tarika, izay notarihin-dRajery, mpiahy azy ireo. Nisy ny hira nataon-dry Feokanto teo am-pamaranana ny fotoam-pivavahana, nanaovam-beloma an’i Thierry. “Ny Mpitory & VLM Ankatso en […]

« Festival Tsika Jiaby » eto Madagasikara : Nivoaka ny lisitr’ireo tarika handray anjara

Jaojoby, Mily Clément, Samoëla, Tanjona Randriana­rivelo, Mage 4 ary ny tarika ‘Zay. Io ny lisitry ny tarika ha­nafana ny hetsika « Festival Tsika Jiaby », andiany voalohany, eto Madagasikara. Fan­tatra ihany koa fa ao amin’ny Kianja Barea Mahamasina no hanaovana ny hetsika, ny 3 sy 4 mey ho avy izao. Vaovao ofisialy, […]