kolon-tsaina

« Sehatry ny mpanoratra »: Hisy ny fihaonana amin’i Fanja Razah

Anisan’ireo mpanoratra mampamiratra ny teny malagasy izy. Hampahafantarina anatin’ny « Sehatry ny mpanoratra » i Fanja Razah sy ny sanganasany. Hisy ihany koa ny fihaonana mivantana aminy. «Manan-jo ny Teny no manan-tsata ihany koa, ka … andriano ho zary hasina hanasinan-Tanindrazana ny Tenindrazanao » Andalana notsongaina ta­min’ilay tononkalo “Izay resy… mandro an’ava!”, […]

Etazonia – Lamaody : Dingana lehibe ny vitan’i Sih Rakout

« Foko iray », anarana nasalotra ny hetsika momba ny lamaody notanterahin’i Sih Rakout tany Etazonia. Dingana lehibe ny tontosan’ity Malagasy mpamorona sy mpikaroka momba ny lamaody ity. Tao anatin’ny hetsika roa notanterahin’i Sih Rakout tany Washington sy New Work no nahitan’ny Malagasy monina any an-toerana sy ny Amerikanina fa « manana mpamorona sy […]

TARATRY ny KANTO

Ho fanamarihana ny « Iray volan’ny poezia ». Hotanterahina ao amin’ny Parc botanique Tsimbazaza, ny alahady 2 marsa izao, manomboka amin’ny 9 ora maraina ny hetsika « Tsy mba zaza ». Sady fifampiarahabana tratry ny taona ho an’ireo mpiangaly asa soratra izy io no hanoloran’izy ireo antsa samihafa ihany koa. Hivoaka tsy ho ela […]

Fandalovan’NY Todoroki eto Madagasikara : Mampahafantatra ny kolontsaina japoney

Tao anatin’ny telo andro (21 febroary – 23 febroary). Nahatontosa fampisehoana an-tsehatra miisa dimy teto an-dRenivohitra sy ny manodidina akaiky ny tarika Todoroki&Kouka avy any Japon. Seho tafiditra amin’ny fandaharam-potoana fitetezana an’i Afrika tanterahin-dry zareo amin’ity taona 2025 ity. Anisan’ny nampahafantaran’izy ireo tamin’izany ny fifamatoran’ny tontolon’ny mozika sy ny soratra. […]

Kolontsaina sy zavakanto…: Mandringa ny fanabeazana azon’ny Malagasy

Manana kolontsaina sy zavakanto tsy tambo isaina ny Malagasy. Nisy ihany anefa vanim-potoana « nampilentika » azy ireny. Notadiavina ny very, saingy, izay kely hita, nomena ny todi-damosina. Ny maro voatazona, anefa, hafahafa fivoaka ! Hira, tsy misy manana ny ananan’i Madaga­si­ka­ra. Fomba amam-pa­nao, miova isaky ny 50km. Ny teny ibeazana, tsy tambo […]