kolon-tsaina

TARATRY ny KANTO

Hisy fanehoana “slam” amin’ny fifaninanana basikety “Smatchin”. Antsoina ihany koa ireo mpianatra ambaratonga ambony manan-talenta amin’ny poezia, mba hisolo tena ny sekoliny, ka ho avy hivory anio manomboka amin’ny 3 ora, etsy amin’ny IKM Antsahavola. Hatao fifaninanana ihany koa ity, izay hetsika tafiditra ao anatin’ny fankalazana ny faha-20 taona nidiran’ny […]

Hairaha: Tsy ho ravan’ny « IA » ny zavakanto

Fiovana tsy azo ialana. Tafiditry ny « intelligence artificielle » (IA) avokoa ny sehatra rehetra. Anisan’izany ny kolontsaina sy ny zavakanto… Misy ihany anefa faritra tsy ho voadingan’io teknolojia mampitolagaga io. Feo mivalana be. Paika na gadona tsy mandeha amin’ny laoniny. Ahitsin’­ ny « intelligence artificielle » na ny « IA ». Feo tokana, manjary […]

TARATRY ny KANTO

Antsoina hatrany ireo manana tetikasa momba ny zavakanto sy ny kolontsaina, handefa izany amin’ny Commission de l’océan Indien. Misokatra ho an’ireo manam-pikasana hikarakara hetsika ara-javakanto toy ny fifaninanana talenta, foara, festival, fiofanana, atrikasa sns izany. Hovatsian’ny COI ireo tetikasa mahaliana, ana­tin’ny fampivoarana ny indostrian’ny kolontsaina sy ny famoronana. Manana hatramin’ny […]