Hanantanteraka seho goavana, andiany fahenina, etsy Antsahamanitra ny tarika Reko, ny alahady ho avy izao. Hanomboka amin’ny 3 ora tolakandro ny fampisehoana. Tafiditra ao anatin’ny fankalazana ny fahadimy taonan’ny tarika sy ny fitetezam-paritra 2024 izany. Ahitana fizarana roa lehibe ny seho atao mandritra io andro io. Hiavaka satria hisy ny […]
kolon-tsaina
Raboussa – Samoëla : Andiany faharoa ny « Am-pitiavana be »
Hipoka Antsahamanitra, tamin’ny 2 taona lasa… Hisy andiany faharoa ny seho « Am-pitiavana be », izay hatao ao ihany, ny 21 avrily izao. « Ilay fiarahana an-tsehatra nataon’i Samoëla sy Raboussa ihany, fa ampiantsika an-dry zalahy Krutambull amin’ity », hoy ny fanazavan’i Sylvanno Ratsimandresy, mpikarakara avy ao amin’ny SR Pro, nandritra ny fihaonana tamin’ny […]
Fondation H : fanararaotra ho an’ny mpanakanto ny hetsika eny an-toerana
Mpahay kanto maro avy amin’ny firenena nandalovan’ny fampiratiana no nahazo tombony tamin’ny hetsika. Tonga eto Madagasikara izy ankehitriny ary hitondra tombontsoa samihafa, indrindra ny avy eto Madagasikara. Tanterahina manomboka anio, eny amin’ny Fondation H Ambatomena, ny fampirantiana « Memoria : recits d’une autre histoire ». Rantin-javakanto hanehoana ny maha izy sy hanasongadinana ny […]
Mena miraviravy!
Mbola ho ela vao ho tapitra ny fotoana hametrahana ny fahazoan-dalana hilatsaka hofidina depiote. Asa nahomby ny fampiakarana ilay anto-bola ho 20 tapitrisa Ariary. Hatramin’ny omaly, mbola tsy nisy ny nametraka ny antontan-taratasy eny amin’ny ankamaroan’ny birao fandraisana izany. Tsy marisika sa tsy manam-bola? Toa mifampatahotra ireto mpanao politika. […]
TARATRY ny KANTO
Nisokatra nanomboka omaly ary tsy hifarana raha tsy ny 13 avrily 2024, eny amin’ny Aft Andavamamba, ny “Vao mangiran-dratsy”. Fampirantiana karakarain’ny Plum’art, hanandratana sy hanomezana sehatra ireo mpiangaly sary vao misandratra, izy ity. Ankoatra izay, anisan’ny hanamarihina ny faha-10 taonan’ny fikambanana ihany koa ny hetsika. Efa ao anaty fanomanana sy […]