« Tammy », midika hoe Tanala avy any Manjaka Anadabo. Ny « FJ », fanafohezana ny Florent sy i Junior. Mirona bebe kokoa ho amin’ny fiangaliana ny « Afro beat » izy mirahalahy ireto. Tsy mihanona hatreo amin’izay, anefa, fa mikaroka ny fomba hamokarana mozika vaovao avy amin’ny fampiarahana ny […]
kolon-tsaina
Kolontsaina malagasy 2025: Ilaina amin’izay ny manangana tsenabe
Hivalona afaka andro vitsy ny taona 2024. Maro ny vita? Mbola misy ny miandry? Anisan’izany ny fananganana habaka hoenti-mifandray sy mampahafantatra ary mivarotra ny kolontsaina sy ny zavakanto. Mbola maro rahateo ireo firenena tsy mahalala fa manan-karena kolontsaina ity Nosy ity. Mbola mijanona eo amin’ny fampisehoana na fampirantiana ihany aloha […]
Jôkôsô-Festival du Rire: Hiditra amin’ny andiany fahadimy ny hetsika
Hotanterahina ny 26 hatramin’ny 28 septambra 2025, hitohy ny 3 hatramin’ny 5 oktobra 2025 ny “Jôkôsô-Festival du Rire”. Miditra amin’ny andiany fahadimy ny hetsika amin’io taona ho avy io. Hampivondronana iray ny Malagasy mpanao hatsikana eto Madagasikara ity hatao ity. Anisan’ny hita nandray anjara tamin’ny andiany efatra teo aloha ireo […]
TARATRY ny KANTO
Hiaka-tsehatra eny amin’ny Chez Poony Mandrimena ny tarika Jeneraly, anio manomboka amin’ny 8 ora alina. Hahazo ny anjarany indray, araka izany, iny Atsimondrano iny. Efa maro ny seho nataon’ny tarika Jeneraly ho fanomezana fahafaham-po ny mpankafy. Seho nahafantarana ny tarika no hita mandritra ity fampisehoana ity. Haranty eny amin’ny Musée […]
« IOMMa 2025 » : Misokatra ny fisoratana anarana
Lalana misokatra ho an’ireo mpanakanto. Misokatra ny fisoratana anarana ho an’ny “Indian Ocean Music Market” na ny “IOMMa 2025”, izay andiany faha-11 amin’ity. Hiantsoana ireo mpanakanto aty amin’ny faritry ny ranomasimbe Indianina, izay manam-pikasana ny hikatsaka ny tsena iraisam-pirenena ho an’ny mozika ny fifaninanana. Efa maro ireo mpanakanto malagasy no […]




