Mpanakanto roa samy andrarezina eo amin’ny karazan-kira manavanana azy. Samoëla, hitondra ny vazo miteny, i Tirike, haneho ny hakanton’ny tsapiky sy ny gadona avy any atsimon’ny Nosy. Ny alin’ny 31 desambra izao no hanatanteraka ny « Réveillon 2024 », eny amin’ny Espace Vohimasina, Ambohibao Ambohijanahary, Domaine Manerinerina izy ireo. Ho heno sy […]
kolon-tsaina
Mpaminany tapany…: ho levona ny teny malagasy?
Hatramin’izao taona 2024 izao, mbola vitsy ireo boky mirakitra ny tantaram-pirenena ka Malagasy no nanoratra azy. Izay kely mba hita eny amin’ny fivarotam-boky indray, voasoratra amin’ny teny vahiny avokoa. Fa naninona raha nosoratana tamin’ny teny malagasy? « Tsara ny hisian’ny boky tahaka itony mba hahalalan’ny taranaka ny tantaran’ny firenena », hoy ireo […]
« Urban Heart », andiany fahadimy : nampivondronana ny kolontsaina an-tanàn-dehibe
Hetsika ara-kolontsaina nahasarika mpankafy malagasy maro ny “Urban Heart”. Nampisehoana ireo karazana kolontsaina an-tanàn-dehibe amin’ny endriny maro. Tontosa omaly, tetsy amin’ny zaridainan’Anosy, ny hetsika « Urban Heart », andiany fahadimy. Hetsika ara-kolontsaina maroloko, nokarakarain’ny Cercle Germano Malagasy (CGM). Misy ny fiaraha-miasa tamin’ny kaominina Antananarivo Renivohitra nahafahana nanantanteraka ny hetsika. Fotoana iray nahafahana […]
Mara Volamiranty Donna :: “Fitaovana ampitana hafatra ny MSK”
Tonga nitsidika ny minisitry ny Serasera sy ny kolontsaina tetsy Nanisana ny masoivohon’i Chine miasa eto Madagasikara, i Ji Ping, afakomaly. Betsaka ny fifanaraham-piaraha-miasan’ny fanjakana malagasy sy izy ireo, amin’ny sehatra maro samihafa. «Anisan’ny fitaovana voalohany indrindra ampitana ireo hafatra fototra ahafahana manantanteraka ny laharam-pahamehana ataon’ny fitondram-panjakana sy ny masoivohon’ny […]
Slam malagasy : Hanomboka hivelatra amin’ ny teny anglisy
Mitaiza sy manabe ny “Slam poèsie” amin’ny maha zavakanto azy. Misy, araka izany, ny fivelarana amin’ny teny anglisy mba hahafahan’ny mpiangaly azy mivelatra sy manaraka ny zava-misy ankehitriny. Miditra amin’ny andiany faha-15 ny “Slam national” amin’ity taona ity. Ankoatra ny fahatongavan’ i Marc Kenny Smith. Anisan’ny hampiavaka ity andiany ity […]




