kolon-tsaina

“Mozika an-dalambe” : hetsika hanampiana ireo sahirana

Ny zavakanto ho fanampiana ny mpiara-monina. Raikitra indray ny “Mozika an-dalambe”, ho an’ity taona ity. Hotonto­saina ny sabotsy 14 desambra izao izany, manomboka amin’ ny 11 ora, eny Ampefiloha. Tsy miala amin’ny antom-pisiany hatramin’ny voalohany ny hetsika dia ny fampisehoana zavakanto, hanentanana izay malala-tanana mba hanome ho an’ireo tsy manana. […]

Takona ny vanim-potoana sasany : Ovain’ny hevi-diso sy ny diso hevitra ny zava-n(m)isy

Tsy mba nanana alfabeta nandraiketana an-tsoratra ny tantara nisy teto amin’ny taniny ny Malagasy fahiny. Saika tamin’ny alalan’ny lovan-tsofina sy tadidy vava no nametrahany ny hafatra… Hatramin’izao, mbola misy ny Malagasy mi­he­vitra fa voarefin’ny taona gregorianina ny fanisan-taona maneran-tany. Samy manana ny azy. Ny an-dry zareo Sinoa, tsy mitovy amin’ […]

TARATRY ny KANTO

Lasa any Rodrigues i Faby Belamaky sy Rajery. Handray anjara amin’ny “Festival Kréol”, izay tontosaina manomboka anio hatramin’ny 8 desambra ho avy izao izy ireo. Anisan’ireo mpanakanto nasongadin’ny “Festival Angaredona” i Faby Belamaky, ary ireo mpitendrin-dRajery toa an-dry Zo, Lepa, Jery ary i Finoana. Tsy hatoro ireo mpankafy ny mozika […]

Volana desambra : Mahazo vahana indray ny zava-bahiny

25 desambra, fankalazana ny nahaterahan’ny Mpamonjy, ho an’ny kristianina. 31 de­sam­bra, fanatanterahana ilay lanonana faran’ny taona sy fiarahabana ny taona vaovao! Tsy misy na iray amin’ireo aza ka an’ny Malagasy. Tsy fomba, tsy kolontsaina, tsy finoana malagasy… Fa, nentina nanomezana vahana ny fotokevi-bahiny. Natao hampitahorana sy hanabadoana ary hanadontoana ny […]