kolon-tsaina

Mandefitra lava : mila mifoha amin’ny torimasony ny Malagasy

Anisan’ny maha firenena ny firenena iray ny fananany fomba amam-panao sy kolontsaina mampiavaka azy. Manana izany tokoa isika saingy mandefitra lava noho ny antony maro. Na tsy fomban’ny Ma­lagasy aza ny maniratsira zokiolona, efa lany andro izany ka aleo vingavingaina fa manao kirin’antitra, sns. Mandefitra ny zokiolona! Andro iraisam-pirenena ho […]

TARATRY ny KANTO

Revy Lôlô sy ny tariny, etsy amin’ny Piment Café Behoririka. Manomboka amin’ny 8 ora sy sasany alina indray ny fotoana, iarahana amin’i Benny sy Bebey ary i Nini. Efa mahazatra ny mpankafy ny toe­rana sy ny revy, saingy tonga hatrany ireo manimanina ny hiran’ny taona 80 sy 90. Tato ho […]

“Guitar Beatz Experience”: haneho ny talentany i Milon

Tanterahina anio alina, eny amin’ny 44 Bistrot Tsarala­lana, ny “Guitar Beatz Expe­rience”, iarahana amin’i Milon, avy ao amin’ny tarika Kazar. Mandritra ity hetsika ity no hanehoan’i Milon ny talenta sy fahaiza-manaony eo amin’ny fitendrena gitara. Ho re mandritra ny “Guitar Beatz Expe­rience” ireo karazana fitendry sy gadona maro samihafa. Tanjona […]

Manan-talenta marolafy: Jonny R’Afa, ilay mpanakanto « hafa » noho ny namany

Poeta, mpamoron-kira, mpihira ary mpitendry izy. Mpanao sary manana ny mampiavaka azy koa anefa. Tsy vitan’izay fa ny sary sokitra sy ny sarivongana koa no tena nametrahan’i Jonny R’Afa ny dian-tanany, teto Madagasikara sy tany ivelany. Ny mombamomba azy… Andriamanankoavy Jonny no tena anarany. Jonny R’Afa kosa no anarana nosafidiany […]

“World Poetry Slam Championship”: ao anaty fanomanana ny solontena malagasy

Tanora malagasy, mpian­galy « Slam poèsie », anisan’ny manana ny maha izy azy An­drianahy Zanadaory Joel Bas­tino, fantatry ny maro eo amin’ny tontolon’ny « Slam pèsie » hoe Konahy Junior. Laharana fahatelo izy nandritra ny fifaninanana nasionaly farany teo, taorian’i Santa sy Orad. Hisolo tena an’i Mada­gasikara man­dritra ny “World Poetry Slam Champion­ship” (WPSC), […]