Tanterahina manomboka anio, hatramin’ny 19 oktobra 2024, eny amin’ny Institut Français de Madagascar (IFM Analakely), ny fampirantiana «Fusion, Visions et Perspéctives», an’i Misa Ratrimoharinivo, Malagasy mpahay kanto misehatra eo amin’ny fanaovana rary sy haikanto momba ny lamba. Ankoatra ireo sanganasany, anisan’ny haseho mandritra izany koa ireo teknika sy fahaiza-manaon’ity mpahay […]
kolon-tsaina
« Photomania » : hetsika goavana ho an’ny saripika
Efa fanao ny “Iray volan’ny saripika” isaky ny roa taona. Hanatevina ny hetsika ho an’ity sehatra ity kosa ny “Photomania”, hetsika iray hiompana amin’ny tontolon’ny saripika eto Madagasikara. Ho sehatra goavana ho an’ny tontolon’ny saripika ny Urban Futsal, Galaxy Andraharo. Hotontosaina ao amin’ity toerana ity ny hetsika “Photomania”, ny 27 […]
TARATRY ny KANTO
Tontosa omaly, teny amin’ny fasam-pianakaviana « Makpela » Anjanahary, ny fametrahana ny nofo mangatsiakan’Andriamanantena Solofo Andry na i A. S. Andry. Raha tsiahivina, ny alarobia 4 septambra teo no nindaosin’ny fahafatesana teo amin’ny faha-72 taonany izy. Ny paikafo atao amin’ny takelaka hazo no tena nahafantarana azy. Ankoatra io, niantsa ny tononkalon’i Rado, […]
Tarika tselatra : fampisehoana nandrasan’ny mpankafy ny omaly
Nafana sy nangotraka ny fampisehoana nataon’ny tarika Tselatra, omaly, tetsy Antsahamanitra. Tarika miangaly ny gadona Rock sy Heavy metal, anisan’ny be mpankafy eto amin’ny Nosy izy io. Porofon’izany, feno ny toerana ary tonga maro tsy nanavahana, vavy sy lahy, ny mpankafy nanatrika izany teny an-toerana. Afapo tanteraka ireo mpankafy vazo […]
Hosana Ambohijatovo fitiavana : fifaliana no tsapa tamin’ny fampisehoana
Tontosa omaly, tetsy amin’ny Lapan’ny kolontsaina sy fanatanjahantena Mahamasina, ny fampisehoana, niarahana tamin’ ny antoko mpihira Hosana Ambohijatovo Fitiavana. Nampitondraina ny lohateny “Andeha hidera azy”. Feno tanteraka ny tao Mahamasina, satria tonga maro tsy nisalasala ireo mpankafy nanotrona azy ireo. Nampirisika ny maro, tamin’izany, ny fiombonana hidera an’Andriamanitra. “Misy aimpanahy […]




