kolon-tsaina

Nahazo ny “Master en guitare jazz”: nikaroka momba ny fitendry marovany i Joel Rabesolo

Anisan’ireo mpitendry gitara misongadina amin’ny jazz i Joel Rabesolo. Tsy mitsahatra ny mikaroka ny mozika ankapobeny, indrindra ny tendry gitara maka faka Malagasy izy. Nisongadina izy tany amin’ny taranja basikety… Fa mbola ni­son­gadina kokoa i Joel Rabesolo taty amin’ny mozika, indrindra ny fitendrena gitara. Nam­piavaka azy hatramin’ny fahakeliny ny fifehezany […]

« Ireny hirantsika ireny… » : hotsaroana eny an-tsehatra i Gabhy

Efa andrasan’ny olona maro fatratra! Raikitra fa ho­tanterahina, ao amin’ny CCEsca Antanimena ny 4 marsa izao, manomboka amin’ny 3 ora tolakandro ilay seho an-tsehatra ho fahatsiarovana an’i Gabhy. “Ireny hirantsika ireny…”, hiarahana amin’ny tarika Gabhy sy ireo tanora tia ireo hira nokaloiny, ireo sakaizan’ny tarika Kintana Telo, Ny Rabarivola ary […]

Egm Madagascar: mifarana ny atrikasa momba ny tsapiky

Tontosaina anio, eny amin’ny G&V inn, Andrefan’ Ambo­hijanahary, ny hetsika “Gitara Malagasy”. Fampi­sehoana hanehoan’ny mpianatra niatrika ny atrikasa nandritra ny roa andro. Hetsika vaovaon’ny EGM-Conservatoire de musique, nanomboka tamin’ity taona ity izy ity. Tanjona ny fampitomboana hatrany ny fahaizana sy fahafehezan’ny Malagasy ny gitara. Tamin’ity volana ity, ny tsapiky sy […]

Festival Zaza mifety 2023 : hanome sehatra ny tanora ny IFM

Hiavaka ny hetsika hotanterahina etsy amin’ny Institut Français de Madafascar (IFM) manomboka ny 25 febroary izao. «Festival Zaza mifety 2023», hanomezana sehatra sy hikoloana ary hampivelatra ny talentan’ny ankizy sy ny tanora. Tafiditra ao anatin’ny fandaharam-potoana ny teatra, sarimihetsika, angano, fanova-maso, mozika… Sabotsy 25 febroary ka hatramin’ny 4 marsa, hisy hatrany […]