Tsy mandeha amin’ny laoniny ny fiainam-piarahamonina malagasy. Tsy manaraka intsony ny lamina voajanahary, ny zava-misy. Voasarontsarona amin’ny « lafo ny fiainana », fa tsy misy sahy mampibaribary ny fototry ny olana… Tranga misy any amin’ny ankohonana malagasy maro. Ray niteraka tsy mendrika ny ho fitaratry ny zanany. Reny nitondra sivy volana an-kibo, […]
kolon-tsaina
Marinna Lemary : niverina ho Arnaah…
Safidy goavana! Fa manana ny antony azy manokana, izay tsy mbola nambarany aloha hatreto i Arnaah. Eny, niverina ho Arnaah indray ny anarana entin’ity mpanakanto ity an-tsehatra, ary manaporofo izany ilay rakitsara vaovao, navoakany omaly. “Mavandy” ny lohateniny, izay hira noforonin’i Nofar Tafara, natao hifanaraka amin’ny feo sy ny gadona […]
Madagaslam Section Tanà : manomana fifaninanana samihafa ny fikambanana
Zavakanto anisan’ny maro mpankafy sy miroborobo ny “Slam poésie”. Tsy mikely soroka ihany koa ireo tomponandraikitra manatevina ny fahaiza-manaon’ireo liana amin’izany. Mikarakara hetsika momba ny « Slam Poésie », eny amn’ny Cercle Germano-Malagasy (CGM Analakely), ny Madagaslam Section Tanà (MST). Hetsika natao ho an’ny mpiangaly Slam poésie, indrindra ireo vao misandratra. Tanjona ny […]
TARATRY ny KANTO
“Stand-up comedy”, miaraka amin’i Raytra Belaw’yck. Raikitra fa hatao isaky ny sabotsy hariva, amin’ny 2 ora hatramin’ny 5 ora, eny amin’ny 306 Manakambahiny ity endri-tseho hatsikana iray ity. Mpanao hatsikana anisan’ireo miaka-daza amin’izao fotoana izy, noho ny fahaizana mihazona ireo mpijery mandritra ny fotoana maharitra. Samoëla Ranoiray, etsy amin’ny Piment […]
“Madagascourt Film Festival”: nangingina ny andiany faha-13
Tanterahina anio, eny amin’ny Intsitut français de Madagascar (IFM) Analakely, ny lanonana famaranana ny “Madagascourt Film Festival”, andiany faha-19 (MFF 2024). Anisan’ny hampiavaka azy ity amin’ny isan-taona ny fisian’ny fampisehoana iarahana amin’i Olombelo Ricky sy Edgard Ravahatra ary Sylvin Marc. Andiany tetezamita no nilazan’ny mpikarakara ity andiany faha-19 ity noho […]




