kolon-tsaina

TARATRY ny KANTO

Nampahafantarina omaly, ilay fifaninanana « Prix mille et l’espoir africain » amin’ity taona 2025 ity. Mifototra amin’ny fanoratana tantara fohy momba ny tena izany, izay katsahaina hizara fanantenana. Manana hatramin’ny 10 avrily ireo liana te handray anjara. Marihina fa firenena 23 aty Afrika no hahazo fanohanana amin’ny famoahana ny bokin’ireo mpanoratra izay […]

«Tour Sud de Madagascar » : Hihazo ny ilany atsimon’ny Nosy i Zook Davids

Hira ho an’ny zaza sy ny ankizy ary ny tanora. Fam­pitan-kafatra amin’ny alalan’ny fihetsika sy fitafy mahasarika ny ankizy… Ampahany mampiavaka an’i Zook Davids amina mpanakanto hafa ireo. Fantatra fa hanatanteraka fampisehoana mitomandavana any amin’iny faritra atsimon’ny Nosy iny izy. Hetsika tafiditra ao anatin’ny « Tour Sud de Madagascar », hotontosaina ny […]

« Madagascar Film Festival »: Hampiakarana ny lentan’ ny sarimihetsika malagasy

Hetsika sambany no hisy. Fanandratana ny sarimihetsika malagasy amin’ny toerana tokony hisy azy ny tanjona, amin’ny alalan’ny fankasitrahana ireo mpisehatra mendrika, mandritra ny « Madagascar Film Festival » na ny « Issm Awards 2024 ». Toa ireny lanonana fanomezana mari-pankasitrahana any ivelany ireny ihany. Efa nisy nanao ny tsy miankina, saingy voalohany ho an’ny […]

TARATRY ny KANTO

Tanterahina eto Antananarivo ny dingana faharoa amin’ny « Poésie des 4 Horizons ». Nanomboka ny 2 marsa teo, tsy hifarana raha tsy ny 9 marsa. Hafatra ho an’ny fandriampahalemana, antso ho an’ny tanora no hampitain’ireto mpanoratra mandalo eto Madagasikara ireto. Ny 7 marsa izao, manomboka amin’ny 7 ora hariva, ao amin’ny Cité […]