kolon-tsaina

Atao amin’ny teny malagasy : Laharam-pahamehana ny fampianarana

Manomboka tazana eny amin’ny tambajotran-tserasera ny famoahana lahatsoratra na fampahafantarana didy aman-dalàna na fanapahan-kevitra voasoratra amin’ny teny malagasy. Efa dingana lehibe sy fahasahiana goavana ny tahaka izany. Mbola mitoetra ho laharam-pahamehana kosa, anefa, ny fampianarana ny zaza na ny taranaka malagasy amin’ny tenin-drazany. Io no mila ahitsy haingana. Ampianarina sy […]

« Quiz Poésie Africaine » : Tompondaka i Miangola Ony

Tontosa omaly ny fanolorana ny loka ireo nisongadina tamin’ilay fifaninanana « Le quiz de la poésie africaine ». Natao hanasongadinana ny literatiora afrikanina izany. Nikatona ilay fifaninanana «Le quiz de la poésie africaine, Jacques Rabemananjara – Martial Sinda», ho an’i Madagasikara. Notolorana ny lokany, omaly, tetsy amin’ny Tranombokim-pirenena, Anosy, ireo […]

TARATRY ny KANTO

Mitohy ny fanamarihana ny « Iray volan’ny hosodoko », any Mahajanga. Nisy ny atrikasa « Famoronana portfolio », notarihin’i Irina sy Istahn avy ao amin’ny Maison d’art Wtia Sary Boeny, ny alarobia teo. Hitohy amin’ny atrikasa « momba ny maha kanto » izany ny sabotsy izao, iarahana amin’i Ma-Fia, poeta mpanao slam. Mbola mitohy ihany koa […]

TARATRY ny KANTO

Hiditra amin’ny dingana faharoa ny fampianarana. Tao anatin’ny 9 volana, nomena fahalalana momba ny solfezy sy ny tontolon’ny valiha sy ny fiarahamonina malagasy ny mpianatra eo anivon’ny Valiha Académie. Fantatra, omaly, fa manomboka ny sabotsy 18 jolay izao, hifantoka any amin’ny fampahafantarana sy fitendrena ny karazana velom-baliha misy izy ireo. […]