kolon-tsaina

Fashionomics Africa – Lamaody: tafakatra famaranana i Sih Rakoto

Anisan’ny sehatra lehibe aty Afrika ahafahan’ny mpamorona lamaody mandray anjara ny hetsika karakarain’ny Fashionomics Africa. Taorian’ny fifanintsanana ny 23 janoary teo, fantatra fa tafiditra ao anatin’ny antsoina hoe Top 12 hiatrika ny famaranana Rakotoasimbola Si­traka Harimalala na i Sih Rakoto eo amin’ny sehatry ny asa famoronana lamaody sy fitafy ary […]

Taona 2023 : hizara vaovao i Stenny

Stenny, mpanakanto malagasy mivoy ny « Rock fiderana ». Anisan’ireo nanatrika ny fivoriamben’ny mpanakanto ny talata lasa teo izy. Nandritra izany no nanontaniana ny tohin’ny lalan’i Stenny eo amin’ny mozika amin’izao fotoana izao. « Hisy vaovao maro hozaraiko amintsika mpankafy amin’ity taona 2023 ity. Hihaona matetika isika ary ho henonareo tsikelikely ny hira […]

Fampianarana mozika: mitohy ny ezaka ho an’ny ANAC Analamanga

Tanjona ny fampiroborobona sy fanapariahana ny zavakanto sy ny kolontsaina, indrindra ny avy eto Madagasikara. Talenta vaovao novolavolain’ny ivo-toerana indray ny haneho ny talentany ao anatin’ity fampisehoana ity. Tanterahina anio asabotsy 28 janoary 2023 manomboka amin’ny 1 ora tolak’andro ny fampisehoana “Anao ny sehatra”, kaonseritra tanterahin’ny mpi­anatra avy eo anivon’ny […]

Hoavin’ny kolonsaina malagasy Hovidian-dafo atsy ho atsy ny vokatry ny fanononana « papa sy maman »

Hatramin’izao, mbola manana akony matanjaka ao amin’ny firenena voazanaka ireo foto-panabeazana napetraky ny mpanjakazaka an-tanin’olona. Tazana mivandravandra be izany eo amin’ny fiarahamonina malagasy. Anisan’ny ianjadian’io mafy ny kolontsaina sy ny kolo saina eto Madagasikara. Toe-tsaina sy fomba fisainana tia manindrahindra ny an’ny vahiny. Raha izao no mitohy, tsy ho voasanda […]