Tonga omaly i Oboy. Izy no vahiny andrasana manokana mandritra ilay «Match de gala» etsy Mahamadina, anio tolakandro. Amin’ny fotoam-pialantsasatra no hiakatra ny kianja ity frantsay mpanakanto mpanao rap fa teratany malagasy ity. Fanamarihana ny 29 marsa : misy fampirantiana mitety sekoly. Teny amin’ny Lycée Belanitra Ilafy sy Andriamborona Ambohimanga […]
kolon-tsaina
« Don’t miss the chance »: Seho lehibe miaraka amin’ny CMA
«Hararaoty ny andro azo hanaovan-tsoa» (Efe 5:16a) na «Don’t miss the chance». Io ny lohatenin’ilay fampisehoana lehibe hotanterahin’ny Chorale Maintimolaly Ambohitantely (CMA), ny zoma 28 marsa izao manomboka amin’ny 7 ora hariva, eny amin’ny Canal Olympia Andohatapenaka. Haharitra adiny roa ny fampisehoana. Nasaina manokana ireo mpanakanto manana ny maha izay […]
Tantara – fomba… : Tsara ny mikaroka fa…
Mirona tsikelikely any amin’ny fitiavana ny tantara sy ny fombany ny Malagasy. Na tsy nahatafita hafatra loatra aza ny teo aloha, nikaroka ny taty aoriana. Tsara ny mikaroka fa mila atao tsy tapaka ny fandalinana. Tsy mijanona eo amin’ny fahitana voka-pikarohana tokana. Anisan’ny mahamaika ny momba ireo singa mampiavaka ny […]
Herinandron’ny Flamenco: Ho avy eto Madagasikara i José Antonio Rodriguez
Kolontsaina, zavakanto, fiangaly gitara iray miavaka indrindra maneran-tany ny an’ireo mpilalao ny flamenca. Be mpankafy aty amintsika, ka nanokanana hetsika fizarana momba azy ity isan-taona. Takalo kanto iray nahitam-pahombiazana tamin’ny andiany teo aloha, ka hitohy amin’ity taona ity ny «Herinandron’ny Flamenco eto Madagasikara». Andiany fahafito izao, izay handraisana mpanakanto mpiangaly […]
TARATRY ny KANTO
Tsy ny hira ihany no ao anatin’ny zavakanto fa maro. Iray amin’ireny ny asa tanana. Io ilay ahitana ny « indro kely ». Ao no « maha tafita ». Mampiavaka ny aingampanahy ihany koa. Manana ny maha izy azy ny asa tanana. Tsy voavidy na voasanda vola ny aingampanahy nenti-namorona azy ireny. Takona avokoa, […]