kolon-tsaina

Kabeson’ny Ampanjaka Toera : Ho tonga eto ny voalohandohan’ny avrily

Kely sisa! Nizotra antsakany sy andavany ny paikady rehetra hampodiana ny kabeson’ny Ampanjaka Toera, sy ny an’ireo miaramilany roa lahy, izay miranty ao amin’ny Musée des Hommes any France, amin’izao fotoana izao. Nisy indray ny fihaonana teo amin’ny fianakavian’ny Ampanjaka sy ireo olobe Sakalava, niaraka tamin’ireo olom-boafidy avy amin’ny faritra […]

« Lunar Codex 2025 » : Hisy zavakanto alefa eny amin’ny volana !

« Manonofy ny kintana amam-bolana », hoy ny Malagasy izay… Fa ity kosa tsy nofy intsony satria tetikasa ambivitry ny hotanteraka, satria efa aman-taonany no nanomanana azy. Natao hanangonana tahirin-javakanto maro karazana, avy amin’ny firenen-drehetra, ka halefa ho voatahiry eny amin’ny volana ny « Lunar Codex 2025 ». Misy sanganasan’ny mpanakanto malagasy 10 ao […]

Fiarahamonina sy fanabeazana: Mitady ho difotry ny fanatontoloana ny teny ibeazana

Omaly, anisan’ny nanamarika ny « Andro iraisam-pirenena ho an’ny teny ibeazana » i Madagasikara. Saika niompana tamina velakevitra sy fifanakalozan-kevitra izany. Nisy ny ampahana hevitra niraisana… Isaky ny mandalo ny 21 febroary. Mankalaza na manamarika ny « Andro iraisam-pirenena ho an’ny tenindreny » na ny « Andro iraisam-pirenena ho an’ny teny ibeazana » ny Malagasy. Teny […]

TARATRY ny KANTO

Fankalazana ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny teny ibeazana. Tafiditra ho lohahevitra maneran-tany ny « Teny miasa ho an’ny fampandrosoana lovain-jafy ». Ho an’i Madagasikara manokana: « Harena ho an’ny teny malagasy ny fiteny samihafa eto Madagasi­kara ». Hisy ny velakevitra sy fifanakalozan-kevitra: « Ny fiteny malagasy an-tranonkalo sy ny hairaha » sy « Ny teny malagasy sy […]

«Sun Ska Festival»: Voaasa handray anjara i Mashmanjaka

Hetsika iray fanao isan-taona any Gironde France, ny «Sun Ska Festival». Efa na­nomboka ny taona1998 no nisy izany ka hatramin’izao. Anisan’ ireo nasaina handray anjara amin’ny hetsika i Mashman­jaka. Hotontosaina ny 1 hatramin’ny 3 aogositra izao ny andiany faha-28 amin’ny “Sun Ska Festival”. Hiaka-tsehatra hiaraka amin’ireo mpanakanto malaza amin’ny mozika […]