Tafiditra ao anatin’ny Iray volana anandratana ny teny malagasy. Mandritra ny volana jona, isaky ny sabotsy, hanatanteraka « Atrikasa 2026 fanoratana » ny fikambanan’ny poety sy ny mpanoratra malagasy Havàtsa-Upem. Homen-danja ny famakafakana asa soratra (essai littéraire). «Atrikasa 2026 fanoratana». Hetsika hotontosaina mandritra io volana jona io, isaky ny sabotsy, […]
kolon-tsaina
“Cabaret nostalgique”-Kaiamba tena izy : Ireo mpankafy no mandrafitra ny fandaharan-kira
Ho fanomezana fahafaham-po ireo mpankafy maro be tsy nahafoy efa an-taonany maro ny vazo Kaiamba. Io no antony nanosika ny mpikarakara ny “Cabaret nostalgique” Kaiamba tena izy hisafidy fa « ireo mpankafy no mandrafitra ny fandaharan-kira amin’ity indray mitoraka ity ». Seho takariva an-kira tanterahina etsy amin’ny Le Pavé Antaninarenina, ny zoma […]
TARATRY ny KANTO
Tsy ara-dalàna ny fanapariahana sy fandefasana sanganasa, sary, feo votoatiny ara-kanto, namboarina na novaina tamin’ny alalan’ny « intelligence artificielle ». Io ny votoatin’ny taratasy nalefan’ny Ofisim-pirenena misahana ny zon’ny mpamorona na Omda, tamin’ireo talen’ny haino aman-jery rehetra. Fampahafantarana miharo fandrarana izy ity, satria tsikaritra fa misy haino aman-jery mandefa ireo hira na […]
Chorale Orimbato Ambatonakanga: Hamelona ireo hira fahizay ao Andafiavaratra
Hira sy soradihy tamin’ny andron’ny faha mpanjaka. Nanamarika ny vanim-potoana nidiran’ny fivavahana kristianina ihany koa no halahatry ny Orimbato avy ao Ambatonakanga, eny Andafiavaratra. Hetsika ara-pinoana, ara-kolontsaina ary mivoy ny tantara. Izay no tanjona amin’ny kaonseritra miavaka izay hotontosain’ny Chorale Orimbato Ambatonakanga, ny zoma 5 jona izao, manomboka amin’ny 7 […]
Mpilalao tantara amin’ny onjampeo: Hiaka-tsehatra ao Mahajanga ny Iray Fy’Art
Handeha lavitra kokoa amin’ny seho ataony. Hifamotoana amin’ny mponin’i Mahajanga sy ireo mpankafy ny mpilalao tantara amin’ny onjampeo, ny tarika Iray Fy’Art. Hilalao tantara an-tsehatra any an-toerana izy ireo. Hotanterahina ny alahadin’ny Pantekoty, 24 mey, ao amin’ny «Centre pastorale ex-Don Bosco» izany, hanomboka amin’ny 4 ora hariva. Hiompana amin’ny fiainana […]




