kolon-tsaina

FESPACO 2023: lasan’i Hary Joél ny amboara “Poulain d’argent”

Namiratra indray ny talenta malagasy teo anivon’ny fifaninanana afrikanina. Mitohy hatrany ny fahombiazana ho an’i Hary Joél. Miezaka hatrany anefa izy manatsara ny zava-bitany amin’ny alalan’ny fikarohana sy fifanakalozana amin’ny mpanatontosa kalaza. Nivoaka ny faran’ny herinandro teo ny mpandresin’ny Féstival panafricain du cinéma et de la télevision de Ouagadougou (FESPACO) […]

Foto-pisainana malagasy : tsy fakana taranaka fotsiny ny vehivavy

«Ny hanambadian-kiterahana», hoy ny oha-pitenenana malagasy. Tena tsy niala lavitra izay tokoa ny nandraisan’ny fiarahamonina malagasy ny vehivavy. Loharanon-taranaka ahazoana ny ho dimby sy ny ho fara. Zava-dehibe tsy voavidy vola na voasandan-javatra hafa ny taranaka ho an’ny Malagasy. Sokajina ho faraidiny ny vehivavy mom­ba. Maro anefa ireo diso hevitra […]

Tsenan’ny mozika : kitihin’ny any ivelany ry Takasy Hasy

Mamiratra maneran-tany ny mozika malagasy ! Vao avy nanaporofo izany indray ny tarika Takasy Hasy sy i Vakamiarina, izay nahazo ny laharana fahatelo tamin’ilay « World Music Trophy », notontosaina tany Texas. Ni­haona tamin’ny mpanao gazety, nitantara ny zava-nisy tany an-toerana ny tarika Takasy Hasy ny faran’ny herinandro teo. “Efa maromaro ireo mpikarakara […]