Ngita no anarany… Mpanakanto malagasy, mpamorona sy mpihira, avy any amin’iny faritra Atsimo Atsinanana iny. Mety vitsy no mahalala azy, satria monina any Frantsa rahateo i Ngita. Ireo sanganasany kosa anefa efa maro no re maneran-tany, satria mitrandraka indrindra izay “World music” izay izy. Tamin’ny taona 2011 no namoahan’i Ngita […]
kolon-tsaina
Slam Tana : manomboka ny fifaninanana ho an’ny matihanina
Atomboka amin’ny fomba ofisialy, mandritra ny fampisehoana ao amin’ny Intsitut français de Madagascar (IFM) Analakely, ny hetsika “Slam mastering contest de Tanà”. Fampisehoana isan’ny sangany, indrindra ho an’ny mpiangaly Slam. Miisa 5 ny mpifaninana. Hisy ny loka avy amin’ny Madagaslam section Tana (MST) atolotra ho an’ny mpandresy. Fifaninanana Slam ihaonan’ny […]
Teatra “Vakivakim-piainana”: manantena ny mbola hisian’ny hetsika ny mpankafy
Fahombiazana tanteraka no azon’ny mpikarakara ny hetsika “teatra vakivakim- piainana”. Maro tamin’ny mpankafy no mangataka ny hamerenana ny hetsika noho izy ireo tsy tafiditra intsony. Tontosa omaly, teny amin’ny Ivonkolo Analakely ny fampisehoana an-dapihazo “Teatra Vakivakim-piainana”. Ny fikambanana Ako no nampiaina mivantana ity tantara foronina ity. Feno ny efitrano fampisehoana, […]
Mandalo an-tanindrazana: manomana ny faha-35 taona nikosehana kapila i DJ Dina
Anisan’ireo mpikosoka kapila zokiny i DJ Dina. Maro ireo mahatsiaro ny fahatanorany tany amin’ny manodidina ny taona 2000 tany, raha maheno ny anarany. Monina any andafy ity mpikosoka kapila malaza ity, saingy mandalo matetika eto Madagasikara ihany. Eto indrindra izy izao, manomboka ny fankalazana ny faha-35 taona nikosehany kapila, amin’io […]
Compagnie Miangaly: miaina sy fitaratry ny fiarahamonina ny teatra
“Miaina ary fitaratry ny fiarahamonina ny anjara asan’ny teatra”, hoy ny filohan’ny fikambanana Compagnie Miangaly, Razafiarison Fela, raha niresaka tamin’ny mpanao gazety tetsy Analakely, omaly. Manana ny anjara asany ny teatra ary tokony homena sehatra sy anjara fitenenana. Anisan’ny mampivelatra ny kolontsaina sy ny firenena ary ny maha olom-pirenena ny […]




