Hiara-hiasa ny rafi-panjakana sy ny sehatra tsy miankina. Hanamorana ny fifanankalozana ara-toekarena sy ara-barotra, araka ny iraka apetraky ny Antenimieran’ny varotra sy ny fifandraisana, eo amin’i Canada sy i Madagasikara izany (Cancham). Manampy ny Malagasy mpandraharaha hiditra eo amin’ny tsena iraisam-pirenena sy hampiroborobo ny toekarena ny hetsika “Mission économique et […]
Taratra
VAOVAO TAMBATRA
Sambo iray nitondra hazo tsy ara-dalàna no tratran’ny ekipan’ny fitantanam-paritra Dredd Analanjirofo tany Anove Atsimo, kaominina Manompana, distrika Soanierana Ivongo, ny alahady 19 janoary teo. Miisa 100 ny hazoala tao anatiny, tombanana ho avy any Mananara Avaratra. Nandositra avokoa ny olona tao anatiny ary efa eo am-pikarohana azy ireo ny […]
Mpiasan’ny fadintseranana: efa-dahy nomena 388 tapitrisa Ariary
Nampiavaka ny fotoana, omaly, teny Ivato koa ny fankasitrahana ireo mpiasan’ny fadintseranana efatra mirahalahy, nahatratra ny volamena saika haondrana antsokosoko tany ivelany. Notoloran’ny filoha Rajoelina Andry vola mitentina 388 162 000 Ar ireo nahatratra ny volamena 53,735 kilao, izany hoe, mahazo 97 040 574 Ar tsirairay avy. Notolorana 100 155 810 Ar kosa ny efatra mirahalahy […]
Seranana Ivato: Nohamoraina ny fivezivezen’ ny mpandeha
Manana fotodrafitrasa vaovao ny fitantanana ny fadintseranana eny amin’ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena Ivato Antananarivo. Nitokana izany ny filoham-pirenena, Rajoelina Andry, omaly. Misy lalana roa samy hafa napetraka ao amin’ny toerana fisavana ny entana, hanamora sy hanafaingana ny fivezivezen’ny mpandeha sy ny fanaraha-maso ataon’ny ladoany. Afaka misafidy amin’ireo lalana ireo ny mpandeha […]
TARATRY ny KANTO
“Tohy”. Io ny anaran’ny fampirantiana ny sanganasan’i Hagani Sainana, izay hotontosaina ao amin’ ny IKM Antsahavola, manomboka ny sabotsy 1 febroary. Hotontosaina amin’io fotoana io ny fanokafana, ary ny 15 febroary kosa ny fihaonana amin’ny mpanakanto, ho an’ireo liana amin’ny sanganasany. Lany ho ben’ny Tanànan’Antsohihy i Vaney’s. Nambara tamin’ny fomba […]