« Zava-dehibe ny fiaraha-miasa amin’ny tanora satria ny tanora rahateo no hoavin’ny firenena indrindra eo amin’ ny lafiny fandraharahana », hoy ny fanazavan’ny filohan’ny Antenimieran’ny varotra sy ny indostria eto Antananarivo, Gil Razafintsalama (CCIA). Tontosa teny amin’ny Antenimieran’ny varotra sy ny indostria Analakely, ny alakamisy lasa teo, ny fifanaovan-tsonia fiaraha-miasa […]
Taratra
Orambe teto Analamanga: Olona telo maty, an’arivony traboina
Olona telo namoy ny ainy nandritra ny orambe teto Analamanga, nanomboka ny 22 hatramin’ny 24 marsa 2025 lasa teo, raha ny tatitra navoakan’ny BNGRC omaly hariva. Tany Ambohijanaka ny roa tamin’izy ireo ary teny Ampitatafika ny iray hafa. Mahatratra 9 761 ny isan’ny traboina, ahitana tokantrano 2 762 isa. Ao amin’ny […]
Tolom-panafahana 29 marsa 1947: Nosokafana ny hetsika fampirantiana mitety sekoly
Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy omaly, tao amin’ny Lycée privé moderne Chrétien Tongarivo, ny fampirantiana mitety sekoly ho fanamarihana ny hetsi-pahatsiarovana ny faha-78 taona ny tolom-panafahana nataon’ireo mpiady tia Tanindrazana. Nampiavaka ny hetsika ny fampitana amin’ireo taranaka ny tolona nataon’ireo mpiady tia Tanindrazana mba ho tafampita ao am-pon’izy ireo ny afon’ny […]
INDRAY MIJERY
Manoloana ny fiakaran’ny renirano eny Sisaony, tonga manara-maso ny fahasalamana sy ny fitsaboana maimaimpoana eny amin’ny toeram-pandraisana ireo traboina eny Antanimenabe Ampitatafika ny ekipan’ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka, omaly vao maraina. Noho ny fisian’ny fampitandremana miloko mena amin’ny fiakaran’ny rano eto amin’ny lemak’Antananarivo avy amin’ny Apipa sy ny BNGRC, nanapaka ny “Comité […]
Mpiasan’ny fampananana asa : Niofana momba ny tantsoroka
Tontosa ny herinandro lasa teo ny Formation en accompagnement technique des entrepreneurs ho an’ny mpiasa eo ambany fifehezan’ny fitaleavana jeneralin’ny fampiroboroboana ny fampananana asa, eo anivon’ny minisiteran’ny Asa ny fampananana asa ary ny asam-panjakana. Fiaraha-miasa tamin’ny Iscam Business School. Tafiditra ao anatin’ny fanatanterahana ny “Convention de partenariat” nisy teo amin’ny […]