Hiverina indray ny hiragasy goavambe, ao amin’ny Kianjan’ny Hiragasy Ampefiloha. Hifanandrina, ny alahady 15 jona ho avy izao, ry Randrianasolo Betsileo Zanany sy Ramaroson Amparimanga. Hanomboka amin’ny 10 ora maraina ka mandra-paharivan’ny andro toy ny mahazatra izany. Hivoaka ny zoma 13 jona izao ny « Raolombelona ». Fampiaraham-peon’i Tongue Nat sy Mashmanjaka […]
Taratra
Mpikabary : Mila mandalina teny malagasy
Amin’ny ankapobeny, mbola ahenoina lesoka goavana be ny tontolon’ny kabary. Hita amin’ny fihetsiky ny mpikabary sasany. Heno amin’ny fomba famoahany fehezanteny fa manao tsianjery. « Miala fondro, miala salohy fito tompoko » ! Inona ny fondro ? Inona ny salohy fito ? Sady tsy hainy no tsy fantatr’ilay mpikabary ny heviny. « Ny fitiavana va re […]
Ratsy fototra : Mitsingilaila ny Malagasy sy ny momba azy manontolo
Firenena tatsinanana ny Malagasy. Fatra-panaja ny momba azy… Fahiny, nisongadina tsara izany. Ankehitriny, miha marivo ny fototra hany ka mitsingevana avokoa ny fiarahamonina manontolo. Na tsy nanana sy tsy nahay nanoratra aza ny Malagasy. Nitoetra hatrany kosa ireo « vato namelan-kafatra ». Olona afaka niambina sy nitandrina ny fomba amam-panao, ny fady, […]
VAOVAO TAMBATRA
Zara raha tapakandro sisa ny fotoana ahazoana ny herinaratry ny Jirama, izany hoe, mihodina 50%. Mitotaly adiny 10 hatramin’ny 12 ora isan’andro ny delestazy. Tapaka manomboka amin’ny 7 hatramin’ny 11 ora maraina (adiny 3), amin’ny 3-6 ora (ora 3), amin’ny 10 alina -3 maraina (ora 5). Izany hoe, zara raha […]
EPP Ivato : Nisitraka dabilio vita amin’ny fako plastika
Ao anatin’ny fandraisana andraikitra ara-tsosialy (RSE) sy ho fikajiana ny tontolo iainana ary ho fanatsarana ny fanabeazana eto Madagasikara, nisitraka dabilio vita amin’ ny fako plastika voahodina ny EPP Ivato Base, omaly. Fiaraha-miasa telo sosona avy amin’ny Andao Company, Total Energies ary Ravinala Airports no nahazoana ny vokatra. Tanjona ny […]




